“Izay mianiana ho toky dia tsy namantsika.”
Choose an available translation of this Hadeeth
Hadeeth text
Tatitra azo avy amin'i Boraida (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Izay mianiana ho toky dia tsy namantsika.”
Explanation
Benefits
Ny toky dia mandrakotra ny asa fankatoavana sy ny fanompoam-pivavahana, fahatokiana, fanakianana, ary fiarovana.
Allah ilay Tsitoha ihany no afaka mianiana, amin’ny anaran’ny iray, na amin’ny iray amin’ireo toetrany.
Hoy i Al-Khattabi : Mitovitovy amin’ny hoe tsy tiany izany satria nodidiana izy hianiana amin’I Allah sy ny toetrany, ary tsy anisan’ny toetrany ny fahamarinan-toetra, fa iray amin’ireo didiny sy baikony, koa norarana tamin’izany izy ireo noho ny fampitovizana izany amin'ny anarana sy ny toetran’I Allah ilay Tsitoha.
Attribution
Categories
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

