”
#5981HadeethEnc[Tsara]
Tatitra azo avy tamin'i Houssain (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) : “Tsy anisany miaraka aminay iza manao sikidy, na nampanao sikidy ho azy, na izay nanombantombana tamin'ny fizahana na nanao izany ho azy, izay nanao ody na nampanao izany ho azy, ary izay nanao fatotr…
”
#5986HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'ireo vadin'ny Mpaminany (S.A.W) sasany, niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Izay mankany amin’ny mpisikidy ka manontany azy ny amin’ny zavatra iray, dia tsy ho voaray ny vavaka Swalat izay nataony mandritra ny efapolo alina”.
”
#5989HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Ibn Abbas (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Izay naka fahalalana tamin'ny kintana dia efa mahazo ampahany tamin'ny ody, ka raha hampitomboiny izany dia mitombo ny filalaovany ny ody."
”
#6265HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Darda (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) : "Izay mahay tsianjery andininy folo manomboka amin'ny fiandohan'ny Surah Al-Kahf dia ho voaro amin'ny Dajjal (Antikristy)." Ary amin'ny fitantarana iray : "Amin'ny faran'ny Sorat Al-Kahf."
”
#6327HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abou horaira (R.A) niteny : Niteny ny Mpaminany (S.A.W) hoe : “Hoy Allah : nampandainga ahy ny zanak’i Adama nefa tsy manan-jo amin'izany izy, ary nanompa ahy izy nefa tsy manan-jo amin'izany, Koa ny fandaingana nataony, dia ny fitenenany hoe : T…
”
#6337HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo horaira (R.A) niteny izy : Niteny ilay Irak'Allah (S.A.W) : Niteny i Allah : Izay olona nifahavalo amin'olon-tiako dia efa niantso ady aminy Aho, ny zavatra izay farany tiako tanterahin'ny mpanompoko mba hanantonany ahy dia ireo zavatra natao…
”
#6361HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe : "Misy zavatra roa amin'ny olona mahatonga ny tsy finoana : ny fifandirana momba ny firazanany ary ny fitomaniana amin'ny maty."
”
#6454HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abou Horaira (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Fantatrareo ve iza no olona bankirompitra (faillite)?" Namaly izy ireo hoe : bankirompitra aminay dia ireo izay tsy manana dirham na tsy manan-karena, niteny ny Mpaminany (S.A.W) hoe : “…
”
#6468HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abou Houraira (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Ny Imany na ny finoana dia manana sampana fitopolo na koa Enimpolo mahery - fa ny tsara indrindra amin'izany dia ilay teny hoe "Là ilàha illal-làloahou, ary ny ambany indrindra amin'iza…
”
#6611HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Tsy misy tompon’ny volamena na volafotsy izay tsy mahaloa izay tokony haloany, raha tsy amin’ny Andron’ny Fitsanganana amin’ny maty no hovelarana takela-afo ho azy, ary hafanaina ao amin’n…
”
#6615HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Adiy bin Hatim (R.A) niteny; niteny ny mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Tsy misy na dia iray aza aminareo afa-tsy hoe hiresahan'i Allah mivantana, ary tsy misy mpandika teny, ka mijery ny ankavanany izy dia tsy hahitra afa-tsy natolony, ary mijery…
”
#6761HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Bachir Al-Answariou (R.A) : Izy dia niaraka tamin'ny Mpaminany (S.A.W) tamin'ny diany, dia niteny hoe : Naniraka Olona iray i Mpaminany (S.A.W) - ary ny olona rehetra dia tao an-tranony izy ireo : " Tsy hamela tady na rojo eo amin’ny vozon’ny rame…