Izay akanjo ambanin'ny kitrokely dia ao amin'ny afo
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Izay akanjo ambanin'ny kitrokely dia ao amin'ny afo."
Search and read verified Prophetic hadeeth translations, explanations, benefits, categories and source attribution. Page 54.
Smart instant results tolerate minor spelling mistakes, with every filter in one place.
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Izay akanjo ambanin'ny kitrokely dia ao amin'ny afo."
Tatitra azo avy tamin'i Abdollah bin A'mro (R.A) niteny manao hoe : Niverina niaraka tamin'ny Irak'Allah (S.A.W) izahay avy any Makkat ho any Madina, rehefa teny an-dàlana izay nahita rano ka nisy andian'olona nihazakazaka hanao soalat Asri, ka nanao ozò izy ireo tao an…
Tatitra azo avy tamin'i Abo Sa'labah Al-khoshanii, Jorsoom ibno Naashir (R.A), niteny ny Irakan'i Tompo Allah (S.W.A) manao hoe : Marina tokoa fa i Tompo Allah dia nandidy ireo zavatra tsy maintsy atao, ka aza ataonareo tsirambina izany; ary namaritra lalàna Izy ka aza…
Tatitra azo avy tamin'i lehiben'ny Mpino Silamo Abo Hafsi Omar Ibn Al-Khattoabo (R.A) niteny : Izaho nandre an'i Mpaminany (S.W.A) niteny manao hoe : "Mifototra amin'ny finiavana ny asa rehetra, ary izay nokasainy ihany no valisoa ho azon'ny olona iray. Koa na iza na iz…
Tatitra azo avy tamin'i Abo Abdi rahmani, Abdollah ibn Omary ibn Al-khattoabo (R.A) niteny hoe : Naheno an'ilay Irakan'i Tompo Allah (S.W.A) aho nilaza nanao hoe : "Ny finoana silamo dia miorina amin'ny zavatra dimy : ny fijoroana ho vavolombelona fa tsy misy tompo afa-…
Tatitra azo avy tamin'i Abdo rahmani Abdullah Ibn Massoud (R.A) niteny hoe : Niteny taminay i Mpaminany (S.W.A) ary Izy ilay marina mahafatoky indrindra : "Tena marina fa ny tsirairay Aminareo dia mandalo dingana maromaro ny fiforonany ao an-kibon-dreniny, efapolo andro…
Tatitra azo avy tamin'ny renin'ny Mpino Silamo Aicha (R.A), fa niteny i Mpaminany (S.W.A) manao hoe : " Izay namorina zava-baovao amin’ity finoanay ity nefa tsy ao anatiny dia haverina Aminy izany zavatra izany ." Ao amin'ny fitantaran'ny Moslim : " Iza na iza manao asa…
Tatitra azo avy tamin'i Abdollah An-Nomani Ibn Bachir (R.A) niteny ka nanao hoe : Izaho dia nandre an'ny Mpaminany (S.W.A) niteny manao hoe : " Tena marina fa efa mazava ny Azo atao ary mazava ihany koa ny Voarara , ary misy ireo Zavatra mitovitovy mety mampisalasala iz…
Tatitra azo avy tamin'i Abo Rokayyah, Tamiimi ibn Aosy Ad-daari (R.A), fa niteny i Mpaminany (S.W.A) manao hoe : "Ny finoana dia fananarana". Dia nanontany izahay hoe : Ho an'iza? Namaly izy hoe : Ho an'i Allah sy ny bokiny, ny Irany, ireo mpitarika ary ho an'ny vahoaka…
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira, Abd rahmani ibn Soakhry (R.A) niteny ka nanao hoe : Izaho naheno an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny hoe : Izay zavatra rehetra nandrarako Anareo dia ihatahonareo, ary izay zavatra rehetra nanirahako Anareo dia ataovinareo izay mety vitan…
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A) niteny : Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : Tena marina fa i Tompo Allah dia Tompo tsara ary Izy tsy mandray afa-tsy ireo zavatra tsara ihany. Ary i Tompo Allah dia nandidy an'ireo vahoaka Mpino Silamo amin'izay zavatra nan…
Tatitra azo avy tamin'i Abo Mohammadi al-Hasani ibn Ali ibn Abi Toalibo - zafikelin'ny Mpaminany sy ny malalany - niteny hoe : " Azoko avy tamin'ny Irakan'i Tompo Allah ny hoe : " Avelao izay manalasala Anao eo anatrehan'izay tsy manalasala Anao ".
Follow any language without creating an account.