Nanome ohatra i Allah amin'ny làlana mahitsy
Notaterin'i An-nawwàs ibn Sam'àn (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.WW) hoe : "Nanome ohatra i Allah amin'ny làlana mahitsy, amin'ny ilan'ny roa misy tamboho, manana varavarana misokatra, ary eo am-baravarana dia misy lambam-baravarana manify, ary eo ambaravaran'ilay làlana…

