”
#65013HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abou Horaira (R.A), Niteny ilay Iraka mahafatokin'i Tompo Allah (S.A.W) manao hoe : “ Manatona ny iray Aminareo i Satana ka Miteny manao hoe : Iza no Nahary izao sy izao ? Iza no Namorona izao sy izao ? Mandra-pilazany hoe : Iza no Nahary ny Tompo…
”
#65014HadeethEnc[Tsara]
Tatitra azo avy amin'i Khouraim Ibn Fatik (R.A), Niteny : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : " Ny asa rehetra dia miisa Enina, ary ny olona rehetra dia miseho amin'ny endrika Efatra, ary misy didy roa sy ohatra roa, ary ny valisoa dia hampitombona folo avo heny, ary…
”
#65018HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Sofian Bin Abdillahi At-Thaquafi (R.A) niteny izy : Hoy aho : Ry irak'Allah ô, lazao zavatra momba ny finoana silamo aho, izay tsy hanontaniako olon-kafa intsony ankoatra anao. Dia hoy izy : “Lazao hoe : Mino an’Allah aho, avy eo mijoroa mahitsy…
”
#65021HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Anas (R.A), Niteny Izy ka nanao hoe : Hitantara Aminareo Hadith iray izay reko tamin'ny Irak'Allah aho, ka tsy hisy hitantara aminareo izany afa-tsy Izaho ihany : Nandre ny Irakan'i Tompo Allah Aho Niteny ka nanao hoe : " Tena marina fa anisany ir…
”
#65022HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra avy tamin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Tsy ho tonga ny ora farany raha tsy mandalo ny fasan’olona ny lehilahy iray ka hiteny izy manao hoe : Enga anie mba izaho no teo amin’ny toerany”.
”
#65033HadeethEnc[Mari-pototra]
Notaterin'i Abdillah ibn 'Amr ibn Al-'As (R.A), Niteny ilay Irak'Allah (S.A.W) manao hoe : " Tena marina tokoa fa i Tompo Allah dia hametraka Lehilahy iray eo anatrehan'ny zavaboary rehetra izay nohariany amin'ny Andro farany , ka dia havelatra eo Aminy ny takelaka sivy…
”
#65034HadeethEnc[Tsara]
Tatitra azo avy tamin'i Abou Houraira (R.A), fa Niteny ilay Iraka mahafatokin'i Tompo Allah (S.A.W) fa nanao hoe : “ Rehefa namorona ny Paradisa sy ny Afobe i Allah, dia naniraka an’i anjely Jibril (A.S) Izy mba ho any amin’ny Paradisa, ka hoy Izy hoe : “Jereo ny ao sy…
”
#65035HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abou Said Al-Khoudriou (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.W.A) ka nanao hoe : "Aseho amin'ny endrika ondry lahy mana-tandroko ny fahafatseana dia hiantso ny mpiantso ny amin'ny hoe : O Ry vahoakan'ny Paradisa, nitodika avokoa izy ireo ka nijery, dia ho…
”
#65036HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abou Houraira (R.A), fa Niteny i Mpaminany (S.A.W) hoe : " Ny afonareo dia ampahany kely amin'ny fitopolo fizarana ny amin'ny Afobe", nisy Niteny hoe : O Ry Iraka mahafatokin'i Tompo Allah, Izany dia efa ampy. Namaly Izy ka nanao hoe : " Sivy amb…
”
#65043HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe : "Izay mandainga ny amiko an-tsitrapo, dia efa nametraka ny toerany ao amin'ny Afobe".
”
#65045HadeethEnc[Marina ho an'ny hafa]
Tatitra azo avy amin'i Zyad bin Labìd (R.A) Niteny ka Nilaza nanao hoe : Niteny zavatra i Mpaminany (S.A.W), ka hoy Izy manao hoe : “ Io dia amin’ny fotoanan’ny fanjavonan’ny fahalalana.” Hoy aho : “ Ry Iraka mahafatokin’i Tompo Allah ô, ahoana no hanjavonan’ny fahalala…
”
#65047HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Jàbir bin Abdillah (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Aza mianatra fahalalana Ianareo ka ho entina hifaninanana amin' ireo manam-pahalalana, na koa ho entina hanambanina ireo tsy mahalala, na koa ho entina hahazoana toerana tsara, fa…