“ Tsy miditra ny Paradisa izay manapaka ny fihavanana”
Tatitra azo avy tamin'i Jobairy ibn Mot’im (R.A), izy nandre an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe : “ Tsy miditra ny Paradisa izay manapaka ny fihavanana”.
Books saved in this browser.
Loading favorites…
Tap the heart on any book card to save it here.
Search and read verified Prophetic hadeeth translations, explanations, benefits, categories and source attribution. Page 11.
Smart instant results tolerate minor spelling mistakes, with every filter in one place.
Tatitra azo avy tamin'i Jobairy ibn Mot’im (R.A), izy nandre an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe : “ Tsy miditra ny Paradisa izay manapaka ny fihavanana”.
Tatitra azo avy tmin'i Hozhaifa (R.A) niteny : Izaho nandre an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny hoe : “Tsy hiditra ao amin’ny Paradisa izay mpitondra resaka mampiady. ”
Tatitra azo tamin'i Ibn Omar (RA), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe: "Allah dia tsy mijery izay misintona ny fitafiany noho ny fanambonian-tena."
Tatitra azo avy tamin'i Abou Darda (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) : “Tsy misy zavatra mavesatra indrindra eo amin'ny mizanan’ny mpino amin’ny andro farany mihoatry ny toetra tsara, ary halan’i Allah ny vetaveta sy tsy fahamendrehana”.
Tatitra azo avy tamin'i Anas Ibn Malik (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Izay maniry ny hanitatra ny fivelomany, ary ny hanitatra ihany koa ny anjaram-pivelomana, dia aoka izy hihazona ny fifandraisany amin'ireo havany. "
Tatitra azo avy tamin'i Abdor-Rahman bin abi Laila niteny hoe : Nifanena tamiko i Ka'b bin ojrah dia niteny manao hoe : Tsy homeko fanomezana va ianao? Nivoaka teo aminay ny Mpaminany (S.A.W) dia hoy izahay : Ry irak'Allah ô, efa nianatra ny fomba fiarahabana anao izaha…
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : " Ny toerana izay tena ho hanakakaizan'ny Mpanompo iray amin'ny Tompony dia rehefa amin'ny fotoana Izy miankohoka amin'ny fanaovana ny Soalat, ka habetsao indrindra ny Fangatahana ".
Tatitra azo avy tamin'i Al-Hossein Ibn Ali Ibn Abi Twalib (R.A) niteny : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Ny mahihitra dia izay nandre ny anarako voalaza teo anatrehany nefa tsy mivavaka ho ahy izy”.
Tatitra azo avy tamin'i Sahli bin Mo'az bin Anas, azony tamin'ny rainy, niteny ny Irak'Allah (S.A.W) manao hoe : "Izay nihinana hanina ka niteny hoe : Alhamdoulillahillazi At'aamani haza warazakanihi min ghairi hawlin minni wala kowwa, izay midika hoe : Isaorana anie Al…
Tatitra azo avy tamin'i Abou Houraira (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “ Izay mino an’i Tompo Allah sy ny Andro farany dia aoka Izy mba hiteny tsara na hangina, ary izay mino an'i Tompo Allah sy ny Andro farany dia aoka Izy mba hanao tsara amin'ny mpifanolo…
Tatitra azo avy tamin’i Jarir bin Abdillah Al-Qusri (R.A) niteny : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Izay tsy mamindra Fo amin'ny Olona, dia tsy hamindra ao aminy ihany koa i Allah ilay avo Tsitoha."
Tatitra azo avy tamin'i Ibn Abbas (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Misy fahasoavana roa no adinodinon'ny olona maro : Ny fahasalamana sy ny fanànana fotoana malalaka.”
Follow any language without creating an account.

