Izay nihinana hanina ka niteny hoe : Alhamdoulillahillazi At'aamani haza warazakanihi min ghairi hawlin minni wala kowwa, izay midika hoe : Isaorana anie Allah izay nampihinana sy nanome ahy ity sakafo ity, tsy tamin'ny heriko na tanjaka avy amiko, dia ho voavela ny heloka vitany teo aloha
Choose an available translation of this Hadeeth
Hadeeth text
Tatitra azo avy tamin'i Sahli bin Mo'az bin Anas, azony tamin'ny rainy, niteny ny Irak'Allah (S.A.W) manao hoe : "Izay nihinana hanina ka niteny hoe : Alhamdoulillahillazi At'aamani haza warazakanihi min ghairi hawlin minni wala kowwa, izay midika hoe : Isaorana anie Allah izay nampihinana sy nanome ahy ity sakafo ity, tsy tamin'ny heriko na tanjaka avy amiko, dia ho voavela ny heloka vitany teo aloha."
Explanation
Benefits
Fanazavana ny haleben'ny fahasoavan’i Allah Tsitoha ho an’ny mpanompony, noho izy nanome azy ireo sy nanamora ny fivelomana, ary nofafany tamin’izany ny asa ratsy vitany.
Ny raharahan’ny mpanompo rehetra dia avy amin’I Allah Tsitoha avokoa, fa tsy amin’ny heriny na amin’ny herin'izy ireo na amin'ny tanjany, ary ny mpanompo dia asaina mitady ny fomba hahazoana azy fotsiny.
Attribution
Categories
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

