”
#65255HadeethEnc[قال النووي: حديث حسن]
Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), Niteny i Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe : Anisan'ny mariky ny hatsaram-pinoan'ny Olona iray dia ny famelany tanteraka sy fiatahany ireo raharaha izay tsy mahakasika Azy.
”
#65448HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Okba Ibn Aamir (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Nambara tamiko ireo andininy - na nilatsaka - izay tsy mbola hita hatrizay hatrizay, dia ireo fiarovana roa."
”
#65479HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abdollahi Ibn Moghaffal (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.W.A) manao hoe : "Eo anelanelan'ny Azan roa dia misy swalat avy eo izy dia niteny tamin'ny fahatelo manao hoe : "Ho an'izay mila izany".
”
#65566HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Raha maty ny olona iray, dia tapaka ny asany afa-tsy telo : ny fanomezana mitohy maharitra, ny fahalalana mahasoa, na ny zaza hendry izay mivavaka ho azy."
”
#65613HadeethEnc[حسن بمجموع طرقه]
Tatitra azo avy tamin'i Saad bin Obada (R.A) niteny izy : Ry irak'i Allah ô! maty ny renin'i Saad, ka inona no fanomezana tsaratsara kokoa, dia hoy izy : “Ny rano”, niteny izy : nangady vovo ary nolazainy fa ity ho an'i renin'i Saad.
”
#65735HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A), fa niteny i Mpaminany (saw) manao hoe : “Raha fantatry ny olona izay ao amin’ny antso sy ny laharana voalohany, ary avy eo dia tsy manan-tsafidy afa-tsy ny manao antsapaka izy ireo, dia hanao antsapaka izy ireo, ary raha fantan…
”
#65869HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abdollah bin Massod (R.A) : Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Ny mpino silamo dia tsy mpanindrona be, mpanozona be, mpanao vetaveta be, na mpiteny ratsy."
”
#65879HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Al-Moghira (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Hisy antokon’ny vahoakako hahery, mandra-pahatongan’ny didin’I Allah aminy, ary mbola mandresy izy ireo”.
”
#65906HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Said Al-Khodri (RA), niteny i Mpaminany (SAW) manao hoe : “Izay miteny hoe : Izaho manaiky an’Allah ho Tompoko, ny finoana Silamo ho fivavahako, ary i Mohamad ho iraka, dia azo antoka ho azy ny Paradisa”.
”
#66034HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Anas (R.A) niteny : Mpanome rano olona tao an-tranon’i Abo Talha aho, ary be dia be ny divain’izy ireo tamin’io andro io, ka naniraka olona hiantsoantso i Mpaminany (S.A.W) hoe : Tena marina fa efa voarara ny fisotroana toaka hoy izy : Dia niteny…
”
#66204HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Izay midina avy any an-tendrombohitra ka mamono tena dia ho ao amin’ny afobe, hitoetra ao mandrakizay, ary izay misotro poizina ka mamono tena, dia ho eny an-tànany ny poizina, ho tsapan…
”
#66210HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'ny i Obadah ibn al-Samit (R.A), izay nanatri-maso ny ady masina Badr ary iray tamin'ireo mpitarika tamin'ny alin'i Aqaba : Niteny irak'Allah (S.A.W), ary nanodidina azy ny andiany tamin'ireo namany : “Mifaneke amiko ianareo fa tsy hanompo afa-tsy A…