”
#5520HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abdollah bin Salam niteny hoe : Rehefa tonga tao Madina ny Mpaminany (S.A.W), dia nitangorona teo anatrehany ny olona rehetra, Ary nisy nilaza : Tonga ny Irak'Allah, tonga ny Irak'Allah, tonga ny Irak'Allah, naverimberin'izy ireo in-telo, ka tong…
”
#6257HadeethEnc[Marina amin'ny fomba nitaterana rehetra]
Tatitra azo avy amin'i Barra (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Tsy misy mpino silamo roa mifanena sy mifandray tànana afa-tsy hoe mahazo famelan-keloka alohan'ny hisaran'izy roa."
”
#6275HadeethEnc[Tsara]
Tatitra azo avy tamin'i Abdoullahi Ibn Massoudi (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Izay namaky litera iray ao amin'ny Koroany dia hahazo hasoavana amin'izany, ka ny hasoavana iray ho hampitombona folo avo heny fa Izaho kosa tsy hiteny hoe : {Alif, Lam, Mim}…
”
#6820HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abdollahi Ibn Masondi (R.A) niteny : izaho nandre an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe : “Hotahin’I Allah anie ny olona nandre zavatra avy taminay ka nampita izany araka ny nandrenesany azy, ka mety ny mpitatitra no mahay kokoa noho ny mpihai…
”
#10098HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Anas Ibn Malik (R.A) : Nitaingina biby i Mpaminany (S.W.A) niaraka tamin'i Mouaz Ibn Jabal tao aoriany, ka hoy izy : "O! Ry Moa'zh ibn Jabal" Namaly izy hoe : "Eny mihaino anao aho ry irak'i Allah!". Naveriny in-telo izany, avy eo dia niteny i Mpa…
”
#11161HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Anas (R.A) niteny : Hoy ny irak'Allah tamin'I Abo Bakr sy Omar (R.A) manao hoe : "Ireo no lehiben'ny zoky olona rehetra ao amin'ny Paradisa, ny rehetra tany aloha sy ny aty aoriana, afa-tsy ireo Mpaminany sy ny Iraka".
”
#58188HadeethEnc[Tsara]
Tatitra azo avy tamin'i Bahz ibn Hakim, tamin'ny rainy, tamin'ny raibeny, niteny manao hoe : Hoy aho, ry irak'Allah : Iza no hajaiko indrindra? Dia namaly izy hoe : “Reninao, avy eo ny reninao, avy eo ny reninao, avy eo ny rainao, avy eo ny akaiky indrindra, ary ny akai…
”
#65006HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Annas (R.A), Niteny hoe : Nisy Lehilahy iray tonga teo anatrehan'ny Mpaminany (S.A.W) Niteny ka nanao hoe : O ry Irak'Allah !, Tsy misy haratsina na koa fahotana afa-tsy hoe Nataoko avokoa, Namaly i Mpaminany (S.A.W) hoe : "Tsy efa nijoro vavolom…
”
#65007HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Mouazy (R.A), Niteny hoe : Nitaingina tao aorian'ny Mpaminany (S.A.W) Aho tamin'ny apondra antsoina hoe : Oufair, dia Niteny Tamiko Izy ny hoe : " O ! Ry Moua'zh, fantatrao va inona ny Zon'i Allah amin'ireo mpanompony, ary inona ihany koa ny Zon'…
”
#65008HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Jàbir (R.A) Niteny hoe : Nisy lehilahy iray tonga teo anatrehan'ny Mpaminany (S.A.W) ka Niteny Izy nanao hoe : O ! ry Irak'Allah, Inona ireo adidy lehibe roa? namaly izy ka nanao hoe : " Izay maty tsy nanambatra fanompoana an'i Tompo Allah tamin'…
”
#65014HadeethEnc[Tsara]
Tatitra azo avy amin'i Khouraim Ibn Fatik (R.A), Niteny : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : " Ny asa rehetra dia miisa Enina, ary ny olona rehetra dia miseho amin'ny endrika Efatra, ary misy didy roa sy ohatra roa, ary ny valisoa dia hampitombona folo avo heny, ary…
”
#65021HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Anas (R.A), Niteny Izy ka nanao hoe : Hitantara Aminareo Hadith iray izay reko tamin'ny Irak'Allah aho, ka tsy hisy hitantara aminareo izany afa-tsy Izaho ihany : Nandre ny Irakan'i Tompo Allah Aho Niteny ka nanao hoe : " Tena marina fa anisany ir…