”
#4801HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe : Izay mampitony fahoriana iray amin'ny olona mpino, amin'ny fiainana eto an-tany, Allah dia hampitony azy amin'ny fahorian'ny andro farany. Izay manamora raharaha amin'ny olona sahirana, d…
”
#4809HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Al-Aghar, izay iray amin'ireo mpiaradian'ny Mpaminany (S.A.W) niteny : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Ry olombelona, mibebaha amin’I Allah, fa izaho dia mibebaka Aminy in-jato isan’andro.”
”
#4817HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'Abou Huraira (RA) Azo avy tamin'ny Mpaminany (S.A.W), araky ny notantarainy avy tamin'ny tompony manao hoe : "Nanota ny mpanompo iray ka niteny hoe : Tompo ô, mamelà ny fahotako; dia hoy ilay Avo Tsitoha hoe : Nanota ny mpanompoko, ary fantany fa m…
”
#5020HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Maaqil Ibn Yasar (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Ny fanompoana ao anatin'ny vanom-potoan'ny korontana dia toy ny fifindra-monina mankaty amiko."
”
#5346HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Jàbir bin Abdillah (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : " Ny asa tsara rehetra dia fanomezana".
”
#5367HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Jobairy ibn Mot’im (R.A), izy nandre an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe : “ Tsy miditra ny Paradisa izay manapaka ny fihavanana”.
”
#5372HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Anas Ibn Malik (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Izay maniry ny hanitatra ny fivelomany, ary ny hanitatra ihany koa ny anjaram-pivelomana, dia aoka izy hihazona ny fifandraisany amin'ireo havany. "
”
#5496HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i No’màny ibn Bashìr (R.A) niteny : izaho nandre an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe : “ Ny Hataka sy ny fitalahoana dia fanompoam-pivavahana”, ary namaky Izy nanao hoe : “ Ary hoy ny Tomponareo nanao hoe : ‘Antsoy Aho, fa dia hovaliako Ianare…
”
#5509HadeethEnc[Tsara]
Tatitra azo avy tamin'i Abou Houraira (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “ Tsy misy mendri-kaja kokoa eo amin’i Tompo Allah ilay avo Tsitoha mihoatra noho ny Fangatahana Douan.
”
#5516HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abou Horairah (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Izay miteny hoe : Soubou-hànalloahy wa bihamidihy (Dera sy fisaoarana ho an'i Allah) in-jato isanandro, dia voafafa avokoa ny helony na dia tahaky ny rotran-dranomasina".
”
#5517HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abou Ayòb (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Izay niteny : Là ilàha illal-loàho wahadahòu là Sharìka-laho, lahol-molkou wa lahol-hamdo wa howa an’là kolly Shayin-qadìr, Tsy misy tompo afa-tsy Allah irery ihany, tsy misy mpiara-miasa,…
”
#5518HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Mouawia (R.A) niteny : Izaho naheno an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny : "Izay tian'i Allah hahazo ny hatsarana dia atony mahatakatra ny lafiny ara-pinoana, ary izaho dia Mpizara fotsiny, fa i Allah no Mpanome, ary tsy hitsahatra velively ity vahoaka…