”
#4564HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Al-Haora Al-Saadi nilaza hoe : Hoy aho tamin'i Hasan bin Ali (R.A) : “Inona no mba tadidinao avy tamin’ny irak’Allah (S.A.W)? namaly izy hoe : Ny zavatra tadidiko avy tamin'ny Irak'Allah (S.A.W) dia ny hoe : "Avelao izay mampiahiahy anao ka m…
”
#4566HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abou Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe : "Ny soalat miangona ataon'ny olona dia mihoatra ny roapolo manana amby ambaratonga, noho ny soalat ataony ao an-tranony sy any an-tsenany. Satria raha misy ny iray amin'izy ireo nanao oz…
”
#4568HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe : "Isaky ny vanin-taolana eo amin'ny olombelona dia misy fanomezana avokoa, isaky ny miposaka ny masoandro ka nanao fahamarinana eo anatrehan'ny olona roa dia fanomezana, ny fanampiana ny o…
”
#4704HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abdollah bin Omar (R.A) niteny izy : nandray ny soroko ny Mpaminany (S.A.W) ary niteny hoe : “Meteza ianao eto an-tany ho toy ny mpivahiny na mpadalo fotsiny" Ary i Ibn Omar dia niteny hoe : Raha mahatratra ny hariva ianao dia aza miandry ny mara…
”
#4706HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe : Aza mifampialona ianareo, aza mifanongom-barotra amin'ny lavanty raha tsy hividy, aza mifankahala, aza mifanome lamosina, aza mivarotra handravana ny varotry ny hafa (raha efa nifanaraka…
”
#4709HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abou Horaira (R.A) : Nisy lehilahy iray niteny tamin’ny Mpaminany (S.A.W) hoe : Toroy hevitra aho, dia hoy Izy (S.A.W) taminy hoe : “ Aza tezitra .” Naverimberiny im-betsaka izany dia hoy i Mpaminany (S.A.W) hoe : “Aza tezitra”.
”
#4711HadeethEnc[Marina miaraka amin'ny porofo hafa]
Tatitra azo avy tamin'i Saiid Al-Khoudriou, niteny i Mpaminany (S.A.W) : " Tsy misy fanaovan-dratsy sy hanaovana ratsy, izay mampahory ny hafa dia i Allah no hampahory azy ihany koa, ary izay manasarotra dia ankasarotin'Allah ihany koa ny zava-drehetra aminy."
”
#4714HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin' Ibn Mas’ond (R.A) Niteny ka nanao hoe : Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Fady tsy azo atao ny mandatsaka ny Ra na ny Ainan'ny Mpino Islamo na dia iray aza. raha tsy noho ny iray amin' ireto antony telo ireto : Olona efa nanambady ka nijang…
”
#4716HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abdollah bin Bosri (R.A) fa nisy lehilahy iray niteny hoe : Ô ry irak'Allah! Efa nihamaro sy mavesatra amiko ny lalàna islamika, ka lazao zavatra hataoko aho izay hifikirako mafy, dia hoy ny Mpaminany (S.A.W) : "Aza atsahatra amin'ny fahatsiarova…
”
#4717HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Anas (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Tsy ho mpino ny iray aminareo raha tsy efa mitia ho an'ny rahalahiny izay zavatra tiany ho an'ny tenany."
”
#4721HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Oumar Ibn Al-Khatwab (R.A), niteny : Izaho naheno an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe : " Raha tena matoky an'Allah marina aanareo, dia hanome anjara masoandro ho anareo Izy, tahaka ny fanomezany anjara masoandro ny vorona; noana Izy mivoaka…
”
#4722HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Ibn Abbas (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Raha omena ny olona izay nangatahany, dia hisy olona maro hitaky fananan'ny olona sy ny ra fandatsahan-drà azy ireo, fa ny porofo kosa takiana amin'izay milaza fa tompony, ary ny fianian…