”
#3409HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Sahl bin Sa'ad (R.A), Niteny ny Irak'Allah (S.A.W) manao hoe : “Homeko an’ny lehilahy iray izay omen’Allah ny fandresena ity faneva ity rahampitso, izay tena mankatia an’Allah sy ny irany, ary tena tian’Allah sy ny irany”, hoy izy : ka natory ny r…
”
#3410HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Said bin Al-Mosayyab, tatitra azony tamin'ny rainy, niteny manao hoe : Rehefa ho faty i Abo Talib dia tonga tao aminy ny Irak'i Allah (S.A.W) ka nahita an'i Abo Jahl sy Abdollah bin Abi omayyah bin Moghirah teo aminy, dia hoy izy hoe : «Ry dadato…
”
#3414HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abou Horaira (R.A), niteny hoe : Nisy niteny sy nilaza hoe : O ry irak'Allah, iza tokoa no ho sambatra indrindra amin'ny fanelanelanana izay mbola hataonao amin'ny Andro farany Andro ny fitsanganana amin'ny maty ? dia Hoy ilay irak' Allah namaly k…
”
#3417HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Obada (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Izay mijoro ho vavolombelona fa tsy misy tompo afa-tsy Allah irery ihany, tsy misy mpiara-miombona Aminy, ary i Mohammad dia mpanompony sy Irakany, ary i Jesoa dia mpanompon’Allah sy Irany, ary…
”
#3418HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i JABRIR IBN Abdillahi (R,A) Niteny ka nanao hoe : Izaho dia naheno an'ny Mpaminany (S.A.W) Niteny nanao hoe : "Izay mihaona amin'i Allah nefa tsy nampitambatra Azy tamin'ny zavatra hafa dia hiditra ao am_paradisa, ary izay mifanena Aminy ka mampifa…
”
#3419HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abdollahi Bin Massondi (R.A) niteny : Niteny ny Mpaminany (S.A.W) ary niteny iray hafa aho, hoy ny Mpaminany (S.A.W) : “izay maty tao anatin'ny fiantsoana tompo hafa ankoatra an' I Allah ho mitovy Aminy, dia hiditra amin'ny Afobe” Ary hoy aho hoe…
”
#3420HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i IBN MAS'ONDI (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Rendrika ireo mpihoam-pefy", Naveriny in-telo izany teny izany.
”
#3422HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Anas bin Malik (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Tsy misy areti-mifindra, tsy misy finoanoam-poana, ary tiako ilay fambara tsara.” Hoy izy ireo: Inona no fambara? dia hoy izy : “Ny teny tsara.”
”
#3437HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Zaid Ibn Khalid (R.A) niteny ny Mpaminany (S.A.W) hoe : "Izay nanomana vatsy ho an'ny mpiady amin'ny làlan'I Allah dia efa niady, ary izay nisolo-toerana ny mpiady amin'ny làlan'I Allah tamin'ny tsara dia niady."
”
#3438HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo azo tamin'i Al-Baraa'i (R.A) : Niteny ny Mpaminany (S.A.W) momba ireo Ansar : “Tsy azo lazaina afa-tsy mpino ny mitia azy ireo, ary tsy azo lazaina afa-tsy mpihatsaravelatsihy ny mankahalana azy ireo, izay tia azy ireo dia ho tia azy Allah ary izay mankahala…
”
#3444HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Yahya bin Amara Al-Mazini nilaza manao hoe : Nahita an'i Amr bin Abi Hassan aho nanontany an'i Abdollah bin Zaid ny amin'ny ouzon'ny Mpaminany (S.A.W), dia nangataka koveta feno rano izy, ka dia nanao ozoò ho azy ireo tahaka ny an'ny Mpaminany (S…
”
#3461HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Ammar Ibn Yassir (R.A) niteny : Naniraka ahy ny Mpaminany (S.A.W) tain'ny zavatra iray dia tratran'ny fahalotona lehibe aho nefa tsy nahita rano, ka nihosikosina tamin'ny vovoka aho toy ny biby mihosinkosina, avy eo tonga tany amin'ny Mpaminany (…