“Tsy misy areti-mifindra, tsy misy finoanoam-poana, ary tiako ilay fambara tsara.” Hoy izy ireo: Inona no fambara? dia hoy izy : “Ny teny tsara.”
Choose an available translation of this Hadeeth
Hadeeth text
Tatitra azo avy amin'i Anas bin Malik (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Tsy misy areti-mifindra, tsy misy finoanoam-poana, ary tiako ilay fambara tsara.” Hoy izy ireo: Inona no fambara? dia hoy izy : “Ny teny tsara.”
Explanation
Benefits
Fandrarana ny amain'ny "Tiara", izay finoanoam-poana ka manakana ny olona tsy hiasa.
Ny fambara tsara dia tsy fihetsika voarara, fa finoana tsara an'Allah ilay Tsitoha.
Ny zava-drehetra miseho dia avy amin'ny fahefan'Allah ilay Tsitoha irery ihany, tsy misy mpiombona aminy.
Attribution
Categories
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

