Tsy mbola nahita an'ny Mpaminany (S.A.W) nihomehy mafy aho, ka tazana avokoa ny ati-vavany, fa izy kosa dia mitsiky lalandava
Tatitra azo avy tamin'i Aicha renin'ny mpino silamo (R.A), niteny : Tsy mbola nahita an'ny Mpaminany (S.A.W) nihomehy mafy aho, ka tazana avokoa ny ati-vavany, fa izy kosa dia mitsiky lalandava.

