”
#3033HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abou Horaira (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Rehefa manao Ouzo ny iray aminareo, dia aoka izy hampiditra izany any amin’ny orony, ary avy eo havoakany, ary izay manao ny istijmàra (mifitra amin'ny vato sns...), dia aoka hataony te…
”
#3284HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A) niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Rehefa manao Ozo ny mpanompo iray" na "mpino iray", Ka manasa ny tarehiny, dia mivoaka amin'ny tarehiny miaraka amin'ilay rano ny fahotana rehetra nojeren'ny masony" na miaraka amin'ilay r…
”
#3313HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Homràn, mpanampin’i O'thman bin 'Affàn, fa nahita an’i O'thman bin 'Affan nangataka zinga misy rano hanaovana Ozò izy, dia nandraraka ny rano tamin’ny tànany izy ary nanasa izany in-telo. Avy eo nampidiriny tao amin'ilay zinga ny tanany havanana,…
”
#3444HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Yahya bin Amara Al-Mazini nilaza manao hoe : Nahita an'i Amr bin Abi Hassan aho nanontany an'i Abdollah bin Zaid ny amin'ny ouzon'ny Mpaminany (S.A.W), dia nangataka koveta feno rano izy, ka dia nanao ozoò ho azy ireo tahaka ny an'ny Mpaminany (S…
”
#3534HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abou Houraira (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Tsy eken’i Allah ny fivavahan’ny olona iray aminareo raha nangetotra izy mandra-panaony ny fanadiovana masina (ouzou)”.
”
#3731HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “I Satana dia mamatotra amin’ny lohan’ny iray aminareo, rehefa matory izy fatotra telo, ka isaky ny fatotra iray izy dia mikapoka ary miteny hoe: Mbola lava ny alinao ka matoria raha mifo…
”
#6263HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Outhman Ibn Affan (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : " izay Olona manao fidiovana masina (Ouzo) ka nataony tsara ammim-pahamendrena izany, dia hivoaka amin'ny vatany ny fahotany ary hivoaka hatrany ambanin'ny hohony."
”
#8377HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra avy tamin'i Abo Horaira (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Raha mifoha amin’ny torimasony ny anankiray aminareo, dia aoka izy hitsoka ny orony (manadio ny orona) intelo, fa i Satana mandry eo am-bavorony mandritra ny alina”.
”
#8386HadeethEnc[Marina miaraka amin'ny porofo hafa]
Tatitra azo avy tamin'i Jàbir (R.A) niteny : Niteny tamiko i Omar bin Al-khatwab : Nisy lehilahy iray nanao ouzò ka namela toerana mitovy amin'ny hoho teo amin’ny tongony, Nahita azy ny Mpaminany (S.A.W) dia niteny hoe : “Miverena ary manaova fidiovana (ouzò) tsara.” Ni…
”
#8387HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Annas (R.A) niteny hoe : Ny Mpaminany (S.A.W), dia mandro tamin'ny " sàa' " iray ka hatramin'ny dimy fatra, ary nanao ozo tamin'ny "modd" iray izy.
”
#8388HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Oqba bin Amir (R.A) niteny : Tsy maintsy niompy rameva izahay, ka nandroaka azy ireo aho ny hariva, ka nahita ny irak'Allah (S.A.W) aho nijoro no sady miresaka tamin'ny olona ka henoko tamin'ny teniny ny hoe : “Tsy misy mpino silamo iray manao Ou…
”
#65004HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abi Màlik Al -Ach'ary (R.A) niteny : Niteny ilay Irak'Allah (S.A.W) manao hoe : " Ny fidiovana dia tafiditra ho anisany an-tsasakin'ny finoana; ary ny fitenenana hoe : "Alhamdolillah " (Dera sy vonahitra ary fisorana feno fankasitrahana ho an'i A…