”
#3383HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abdollahi bin Massodi (R.A) : Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Ny finoanoam-poana dia fanompoan-tsampy, Ny finoanoam-poana dia fanompoan-tsampy, Ny finoanoam-poana dia fanompoan-tsampy - in-telo - ", Tsy misy iray amintsika afa-tsy (tafap…
”
#3389HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abdillah bin Al-Shakhìr (R.A) niteny Izy : Niaraka tamin'ny solontenan'ny foko Bano Amir aho nankany amin'ny Irak'I Allah (S.A.W), hoy izahay : Ianao no lehibenay. Dia namaly izy hoe : "Ily lehibe indrindra dia I Allah", Dia hoy izahay : Ny tena…
”
#3390HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i IBN ABBAS (R.A), niteny ka nanao hoe : Niteny i Mpaminany (S.A.W) rehefa nandefa an'i Moaz Ibn JABAL tany Yamen manao hoe : "ianao dia ho tonga eo anatrehan'ireo vahoaka olon'ny boky, ka rehefa tonga eo amin'izy ireo ianao dia antsoy mba hijoro va…
”
#3395HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Ibn Abbas (R.A), niteny manao hoe : Hoy ilay Irak'Allah (S.A.W) tamin'ny marain’i Akaba, raha teo ambony ramevany izy : “Tsimpony vatokely aho.” Dia nitsimpona vato kely fito ho azy aho, izany ny vato kely fitorahina ao Akaba, dia nataony teo amin…
”
#3406HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Omar Ibn Al-Khatwab (R.A), niteny hoe : Izaho dia naheno an'i Mpaminany (S.A.W) niteny : “ Aza mihoa-pefy amin'ny fiderana Ahy tahaka ny nideran’ireo vahoaka Kristiana ny Zanak’i Mariamo; Satria Izaho dia mipetraka ho Mpanompony ihany, koa lazao…
”
#3407HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abou Horaira (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Tsy misy biby, na vorona, na androngo, na tsintsina, fa mandosira ireo boka ianareo tahaka ny fandosiranao ny liona."
”
#3414HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abou Horaira (R.A), niteny hoe : Nisy niteny sy nilaza hoe : O ry irak'Allah, iza tokoa no ho sambatra indrindra amin'ny fanelanelanana izay mbola hataonao amin'ny Andro farany Andro ny fitsanganana amin'ny maty ? dia Hoy ilay irak' Allah namaly k…
”
#3417HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Obada (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Izay mijoro ho vavolombelona fa tsy misy tompo afa-tsy Allah irery ihany, tsy misy mpiara-miombona Aminy, ary i Mohammad dia mpanompony sy Irakany, ary i Jesoa dia mpanompon’Allah sy Irany, ary…
”
#3418HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i JABRIR IBN Abdillahi (R,A) Niteny ka nanao hoe : Izaho dia naheno an'ny Mpaminany (S.A.W) Niteny nanao hoe : "Izay mihaona amin'i Allah nefa tsy nampitambatra Azy tamin'ny zavatra hafa dia hiditra ao am_paradisa, ary izay mifanena Aminy ka mampifa…
”
#3419HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abdollahi Bin Massondi (R.A) niteny : Niteny ny Mpaminany (S.A.W) ary niteny iray hafa aho, hoy ny Mpaminany (S.A.W) : “izay maty tao anatin'ny fiantsoana tompo hafa ankoatra an' I Allah ho mitovy Aminy, dia hiditra amin'ny Afobe” Ary hoy aho hoe…
”
#3420HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i IBN MAS'ONDI (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Rendrika ireo mpihoam-pefy", Naveriny in-telo izany teny izany.
”
#3422HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Anas bin Malik (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Tsy misy areti-mifindra, tsy misy finoanoam-poana, ary tiako ilay fambara tsara.” Hoy izy ireo: Inona no fambara? dia hoy izy : “Ny teny tsara.”