”
#3330HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo tamin'i Aicha (R.A) sy Abdollah bin A'bbàs (R.A) niteny izy roa manao hoe : Rehefa nanakaiky ny fotoana hialan'ny Irak'Allah teto an-tany, dia nanomboka nanipy ny lamba teo amin'ny tavany Izy, ary rehefa nahatsapa semotra noho izany izy dia navoakany indray…
”
#3336HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) hoe : “ Tompo Allah ô, Aza atao toy ny sampy ny fasako; ka dia hozonin’i Tompo Allah anie ireo Olona izay naka ny fasan’ny Mpaminaniny ho toeram-pivavahana ".
”
#3342HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), ka Niteny i Mpaminany (S.A.W) hoe : "Niteny tompo Allah ilay avo Tsitoha : Izaho mahaleo tena tsy mila mpiara-miombina amiko, izay manao asa fanompoana ka nanambarany ahy amin'ny hafa dia havelako izy sy ny asany".
”
#3347HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i JONDOB (R.A), izay niteny hoe : Izaho dia naheno tamin'ny Mpaminany (S.A.W) dimy alina talohan'ny nahafatesany fa Izy niteny ka nanao hoe : " Izaho dia madio eo anatrehan'i Tompo Allah ary tsy mba manana sakaiza na dia iray Aminareo aza, Satria i…
”
#3352HadeethEnc[Marina amin'ny fomba nitaterana rehetra]
Tatitra azo avy tamin'i Hozaifa (R.A) : Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Aza :miteny hoe : Raha sitrak'Allah sy sitrak'i ranona, fa teneno hoe : Raha sitrak'Allah avy eo raha sitrak'i ranona".
”
#3354HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abou Houraira (R.A) : Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Eny tokoa, fa saro-piaro Allah, ary saro-piaro ihany koa ireo mpino, fa ny fahasaro-piaron'I Allah dia ny fanaovan'ny mpino izay zavatra voarara aminy."
”
#3355HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abo Said Al-Khodria (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Hanaraka ireo fanaon'ny vahoaka teo alohanareo ianareo, ohatry ny refin'ny fela-tànana, na sandry, eny na dia niditra tao anaty lavaky ny biby aza ireo dia mbola narahinareo". Nit…
”
#3359HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Ibn Omar (R.A) fa izy naheno olona iray niteny manao hoe : "Tsia!! Mianiana aho amin'ny KAABA, dia niteny i Ibn Omar (R.A) : tsy azo atao ny mianiana amin'ny zavatra hafa ankoatr'i Allah, satria izaho naheno an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao ho…
”
#3366HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abou Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe : “Ny vavaka tena mavesatra indrindra ho an’ireo mpihatsaravelatsihy dia ny vavaka hariva (Icha) sy ny maraina (Fajr), ary raha fantan'izy ireo ny ao aminy, dia ho tonga hanao izany izy ir…
”
#3373HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Izay miantso amin'ny fahitsina dia hahazo valisoa tahaka ny valisoa ho an'ireo izay manaraka azy, tsy misy fampihenana na dia kely aza ny valisoany, ary izay miantso amin'ny fahaverezana…
”
#3375HadeethEnc[Tsara]
Tatitra avy tamin'i Abdollahi Bin Massod (R.A) ; Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Eny tokoa, anisan’ny olona ratsy indrindra dia ireo izay tratran’ny fahavelomana amin'ny ora farany, sy izay mandray ny fasana ho toeram-pivavahana”.
”
#3381HadeethEnc[Tsara]
Tatitra azo avy amin'i Mahmod Bin Labid (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Tena marina fa ny zavatra tena atahorako aminareo dia ny fanompoan-tsampy kely.” Hoy ireo mpanara-diany hoe : “Inona no atao hoe fanompoan-tsampy kely ry irak’I Allah? Hoy izy : “Ny…