”
#3716HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i JABIR (R.A), fa niteny i mpaminany (S.A.W) ilay Iraka mahafatokin'ny Tompo Allah ka nanao hoe : "Allah dia hamindra fo amin'izay olona miantra rehefa mivarotra, na mividy, na mitrosa."
”
#3718HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra avy tamin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Maty antoka, maty antoka, maty antoka", nanontany izy ireo hoe : "Iza izany ry Irak'I Allah?", Namaly izy hoe : "Izay nahatratra ny ray aman-dreniny antitra, na iray na izy roa nefa tsy nidi…
”
#3719HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abou Horaira (R.A) niteny izy : Nandeha teny amin'ny làlan'ny Makka ny Mpaminany (S.A.W) ka nandalo teo amin'ny tendrombohitra iray antsoina hoe : "Jomdan", dia hoy izy hoe : Mandehana ianareo fa io i Jomdan, nialoha làlana ireo mofarridona". nan…
”
#3731HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “I Satana dia mamatotra amin’ny lohan’ny iray aminareo, rehefa matory izy fatotra telo, ka isaky ny fatotra iray izy dia mikapoka ary miteny hoe: Mbola lava ny alinao ka matoria raha mifo…
”
#3753HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A), fa niteny i Mpaminany (saw) manao hoe : “Nisy lehilahy iray zatra mampindrana vola tamin’ny olona, ka niteny tamin’ny zanany izy hoe: raha sendra olona sahirana ianao, dia mamelà ny helony, fa angamba hamela ny helontsika iha…
”
#3756HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A) niteny izy : Izaho dia nandre an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe : “Voavela avokoa ny vahoakako afa-tsy izay nanao ampahibemaso ihany. Ary anisan’ny fisehoana ampahibemaso, ny fanaovan'ny olona zavatra amin’ny alina, dia no…
”
#3777HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra avy tamin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Tsy misy mpanompo manafina kileman'ny mpanompo hafa eto an-tany, afa-tsy hafenin'I Allah ny momba azy amin'ny andro fitsanganan'ny maty."
”
#3779HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Jabir (R.A) niteny : Izaho naheno an'ny Mpaminany (S.A.W) talohan'ny nahafaty azy niteny manao hoe : "Aza manaiky ho faty ny iray aminareo afa-tsy efa nanatsara ny heritreriny amin'I Allah izy".
”
#3791HadeethEnc[Tsara miaraka amin'ny porofo hafa]
Tatitra azo avy tamin'Ibn Massod (R.A) niteny : Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Nihaona tamin’i Ibrahim aho tamin’ny alina nitondrana ahy tany an-danitra, dia hoy izy hoe : “Ry Mohammad, ampitao amin'ny vahoakanao ny fiarahabako azy ireo, ary lazao amin’izy ire…
”
#3863HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo horaira (R.A) niteny : Nisy lehilahy iray niteny hoe : Ry irak’Allah ô, manana havana aho, mifandray amin’izy ireo aho nefa nanapaka fihavanana amiko izy ireo, ary manao soa aminy aho nefa mampahory ahy izy ireo, ary mangoraka amin'izy ireo a…
”
#3910HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaire (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Tsy misy olona mitsangana avy amin'ny fivoriana izay tsy nahatsiarovana an'I Allah afa-tsy hoe mitsangana tahaka ny fatin'ny boriky, ka dia ho feno alahelo ho azy ireo."
”
#4177HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Mossa (R.A) niteny : Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Ny olona mahatsiaro ny Tompony sy ny tsy mahatsiaro ny Tompony dia ohatry ny velona sy ny maty" Amin'ny fitantaran'i Moslim dia miteny izy hoe : Ny trano nahatsiarovana an'I Allah…