”
#4180HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abo Said Al-Khodri (R.A) niteny izy : Indray andro dia nipetraka teo amin'ny polipitra ny Mpaminany (S.A.W) ary nipetraka teo amin'ny manodidina azy izahay, ary niteny izy : "Iray amin'ireo zavatra atahorako aminareo ao aorian'ny fiainako dia ny h…
”
#4193HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Said Al-Khodri (RA), niteny i Mpaminany (SAW) manao hoe : “Ry Abo Said, Izay afa-po amin’Allah ho Tompony, sy ny silamo ho finoany, ary i Mohamad ho Mpaminaniny, dia azo antoka ho azy ny Paradisa.” Dia talanjona i Abo Sa’id ka niteny manao ho…
”
#4201HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Jabir (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Izay miteny hoe : Sobhanallahi Wabihamdihi - Voninahitra anie ho an’Allah ilay Lehibe indrindra ary fiderana ho Azy, dia hambolena hazo atrendry izy ao amin’ny Paradisa.”
”
#4220HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Nomani Ibn Bashir (R.A) : Niteny ny Irak'Allah (S.A.W) manao hoe : "Ny kely indrindra amin'ny fijalian'ny mponin'ny helo dia izay manana kapa sy tranolay mirehitra roa, izay mangotraka ny atidohany toy ny vilany, ary tsy mihevitra izy fa misy olon…
”
#4243HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe : “Ny mpitaingina miarahaba ny mpandeha tongotra, ny mpandeha tongotra miarahaba ny mipetraka, ary ny vitsy miarahaba ny maro”. Amin'ny hadith-n'i Bokhari : "Ny ankizy miarahaba ny olon-deh…
”
#4302HadeethEnc[قال الترمذي: حديث حسن]
Niteny Abo Zarr, Jondobo ibn Jonàdah, sy Abo 'Abdir-rahmàni, Mo'àz ibn Jabal (RA), fa ny Irakan'i Tompo Allah (S.W.A) dia Nilaza ka nanao hoe : "Matahora an'i Tompo Allah na aiza na aiza ny toerana misy anao, ary ampanaraho asa tsara ny asa ratsy mba hamafa izany, ary m…
”
#4304HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abou Bakri (R.A) niteny : izaho nandre an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe : "Rehefa mampifanena sabatra ny mpino Islamo roa, dia samy any amin'ny Afobe avokoa na ny mpamono na ilay maty", Niteny aho hoe : Fa ahoana momba ilay novonoina? Nam…
”
#4307HadeethEnc[قال النووي: حديث حسن]
Niteny Abo Al-'abbaasi, Sahalo Ibn San'di As-saa'idi (R.A), fa nisy lehilahy iray tonga tamin'ny Mpaminany (S.W.A) ka nilaza hoe : Ry Irakan'i Tompo Allah ! Atoroy asa Aho, raha manao azy Aho dia ho tian'i Tompo Allah ary ho tian'ny Olona ihany koa. Dia hoy Izy : Aza mi…
”
#4308HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo tamin'i Al-Nawwàs bin Samà’n Al-Ansari (R.A) Niteny ka nanao hoe : Nanontany an'ilay Irakan'i Tompo Allah Aho ny amin'ny hatsarana sy ny fahotana, dia hoy Izy namaly : " Ny hatsarana dia ny fahatsaran-toetra, ary ny fahotana dia izay tsy mahatony ny ao am-po…
”
#4314HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i No'màny Ibno Bashìro (R.A) nilaza hoe : Reniko fa i Mpaminany (S.A.W) milaza - Natsangan'i No'màn teo amin'ny Sofiny ny Rantsantanany Roa. " Tena marina fa efa mazava ny Azo atao ary mazava ihany koa ny Voarara , ary misy ireo Zavatra mitovitovy…
”
#4316HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A) niteny : Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Ry olombelona, Tompo Allah dia madio, ary tsy mandray (asa) afa tsy izay madio ihany, ary hamafisina fa ny zavatra nanirahan’I Allah ireo Iraka dia nanirahany an’ireo mpino ihany…
”
#4318HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abo Mossa Al-Ashari (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Eny tokoa fa Allah Ilay Tsitoha mamelatra ny tànany amin’ny alina mba hamela heloka ny mpanota amin’ny atoandro, ary mamelatra ny tànany amin’ny atoandro mba hamela heloka ny mpan…