Izay tian'i Allah omem-pahasoavana dia hotsapainy
Tatitra azo avy tamin'i Abou Houraira (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Izay tian'i Allah omem-pahasoavana dia hotsapainy".
Books saved in this browser.
Loading favorites…
Tap the heart on any book card to save it here.
Search and read verified Prophetic hadeeth translations, explanations, benefits, categories and source attribution. Page 5.
Smart instant results tolerate minor spelling mistakes, with every filter in one place.
Tatitra azo avy tamin'i Abou Houraira (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Izay tian'i Allah omem-pahasoavana dia hotsapainy".
Tatitra azo avy tamin'i Barrat bin Aazib (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Rehefa anontaniana ny mpino silamo iray ao am-pasana dia : Mijoro ho vavolombelona izy fa tsy misy tompo marina afa-tsy Allah ary i Mohammad dia irak’Allah”, izany ilay teniny manao…
Niteny Ibn Omar (RA), niteny ny Irak'Allah (S.A.W) manao hoe : "Nodidiana aho hiady amin'ny olona mandra-pijoroan'izy ireo ho vavolombelona fa tsy misy tompo afa-tsy Allah, ary i Mohammad dia irak'Allah, ary manangana ny soalat sy mandoa zakat, raha manao izany izy ireo…
Niteny Ibn 'Abbaasy (R.A), fa ny Irakan'i Tompo Allah (S.A.W) dia nilaza ka nanao hoe : Tena marina fa i Tompo Allah dia namela ny vahoakako, noho Izaho, amin'izay hadisoana tsy fananihana na hadino na koa ny amin'ireo zavatra nanerena azy ireo fa tsy antsitrapo.
Tatitra azo avy tamin'i Safwan bin Mahrez niteny hoe : Nisy lehilahy iray niteny tamin'I Ibn Omar (R.A) hoe : Ahoana no nandrenesanao ny irak'Allah (S.A.W) tamin'ny fifampiraharahana? Hoy izy : Nandre azy aho niteny manao hoe : “Amin’ny andron’ny fitsanganana amin’ny ma…
Tatitra azo avy tamin'i Al-Miqdad Ibn Al-aswad (R.A) niteny : Izaho dia nahare an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny hoe : “Amin’ny andro farany, dia hanakaiky ny zavaboary ny masoandro mandra-pahatongan’ny halavirana iray maily (metatra) amin’izy ireo.” Hoy i Solaym bin Amir…
Tatitra azo avy amin'i Abou Horaira (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Avelaonareo aho amin'ny zavatra izay tsy natolotro anareo, fa tsy nisy afa-tsy ny fanontaniana sy ny tsy fitovian-kevitra tamin’ireo mpaminaniny no naharendrika ny vahoaka teo alohanareo…
Tatitra azo avy tamin'i Moaz Ibn Jabal niteny manao heo : Izaho niaraka tamin'ny Mpaminany (S.A.W) tamin'ny voyage, ka tafanantona azy aho indray andro rehefa teo am-pandehanana, ka hoy aho : ry Irakin’I Allah lazao amiko asa izay mampiditra ahy ao anaty Paradisa sy man…
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A) niteny : Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Ry olombelona, Tompo Allah dia madio, ary tsy mandray (asa) afa tsy izay madio ihany, ary hamafisina fa ny zavatra nanirahan’I Allah ireo Iraka dia nanirahany an’ireo mpino ihany…
Tatitra azo avy tamin'i ibn A'bbàs (R.A) niteny hoe : Arakan’ny nilazain’ny Mpaminany (S.A.W), momba ny zavatra notantarainy tamin'ny fahefan'ny Tompony, ilay avo Tsitoha, dia Nilaza izy ka nanao hoe : "Eny tokoa, fa i Tompo Allah dia nanoratra ny Asa tsara sy ny Asa ra…
Tatitra azo avy tamin'i Abou Hourairah (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Tena marina fa Allah dia tsy mijery ny tarehinareo sy ny harenanareo, saingy ny fonareo sy ny asanareo no jereny."
Tatitra avy tamin'i Oumar (R.A), niteny manao hoe : "Indray andro izahay niara-nipetrapetraka tamin'ny Mpaminany (S.A.W), dia nisy lehilahy iray mainty volo ary manao lamba fotsy, tsy hita taratra teo aminy hoe : olona mpiavy na mpanao voyage, tsy nisy nahalala azy mihi…
Follow any language without creating an account.

