HadeethEnc · 1.21.0
Izay tian'i Allah omem-pahasoavana dia hotsapainy
Available translations
Choose an available translation of this Hadeeth
01
Hadeeth text
Tatitra azo avy tamin'i Abou Houraira (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Izay tian'i Allah omem-pahasoavana dia hotsapainy".
02
Explanation
Mampafantatra i Mpaminany (S.A.W) hoe: Raha te hanasoa mpanompony iray i Allah dia hotsapainy amin'ny vatateny sy ny harenany ary ny fianakaviany, mba hiverenan'ireo mpino any amin'i Allah ilay Avo Tsitoha amin'ny alàlan'ny vavaka Doua'n, sy famafana ireo haratsiany, ary fampiakarana ny voninahitra.
03
Benefits
Marina tokoa fa iharan’ny fisedrana isan-karazany ny mpino.
Ny fitsapana dia mety ho mariky ny fitiavan’Allah ny mpanompony, mba hanandratany ny laharany sy hampiakarany ny voninahiny ary hamafany ny fahotany.
Fampirisihana amin'ny faharetana rehefa tra-pahorina ary tsy tokony ho koropaka na be taraina.

Attribution
[Notantarain’i Bokhari]
Categories
Share
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares