”
#65010HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Zayd bin Khalid al-Johany (R.A), Niteny ka nanao hoe : Nitarika Soalat Soubhy i Mpaminany (S.W.A) tao Hodaybiat taorian'ny filatsahan'ny Orana nandritry ny alina, rehefa tapitra izany dia nitodika tany amin'ny Olona Izy, ka dia Niteny hoe : " fan…
”
#65011HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abou Houraira (R.A), Niteny : Nisy andian'Olona tamin'ny mpanaradia an'ny Mpaminany (S.A.W) tonga nanontany azy ka nanao hoe : izahay dia mahatsapa zavatra mavesatra amin'ny Tenanay ny hiresaka izany, Niteny i Mpaminany (S.W.A) : " efa nahazo Anar…
”
#65013HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abou Horaira (R.A), Niteny ilay Iraka mahafatokin'i Tompo Allah (S.A.W) manao hoe : “ Manatona ny iray Aminareo i Satana ka Miteny manao hoe : Iza no Nahary izao sy izao ? Iza no Namorona izao sy izao ? Mandra-pilazany hoe : Iza no Nahary ny Tompo…
”
#65015HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Anas Ibn Malik (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “ Tompo Allah dia tsy manambaka ny Mpino amin’ny asa soa, fa tsy maintsy homena Azy eto an-tany ary hovalian-tsoa amin’izany ihany koa Izy any ankoatra ”, Fa ny Olona tsy Mpino kosa, dia…
”
#65016HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Hakim Ibn Hizam (R.A), Niteny hoe : Niteny Aho hoe : O ry Iraka mahafatokin'i Allah ! itanao ireo rehetra izay nataoko tamin'ny fotoan'ny habadoana toy fanomezana na koa famotsorana andevo, fanohizana ny rohim-pihavanana, moa va hazahoako valisoa…
”
#65019HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Ibn Oumar (R.A), Niteny i Mpaminany (S.W.A) manao hoe : " Ohatr'ireo mpihatsaravalatsihy dia toy ny ondry iray mijanona eo anelanelan'ny ondry roa, indraindray mirona makany amin'ny andaniny ary indraindray mirona makany amin'ny ankilany ".
”
#65020HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abdoullahi Ibn Amrou Ibn Al-Aasi (R.A), fa Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : " Ny finoana dia ho simba tsikelikely ao am-pon'iray aminareo tahaka ny fahasimban'ny lamba tonta, ka mangataha amin'i Tompo Allah Ianareo mba hanavao ny finoana iza…
”
#65031HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Asmaa Binti Abi Bakri (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) ka nanao hoe : “Hitoetra eo amin’ny dobo Aho mandra-pahitako izay tonga Aminareo hamaly Ahy, ary hisy andian'Olona ho sakanana amin'izany, ka Hiteny Aho amin'izany fotoana izany ny hoe : Tomp…
”
#65037HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abdoullahi Ibn Massoud (R.A) : Niteny taminay ilay Irak' Allah, ary izy no marina no sady azo itokisana : " Mandalo dingana maromaro ny fiforonan'iray Aminareo ao anaty kibon'ny Reniny : Mandritra ny Efapolo andro sy alina, dia mbola tsiron’aina,…
”
#65044HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Anas Ibn Malik (R.A) Niteny manao hoe : Raha mbola niara-nipetraka tamin'ny Mpaminany (S.W.A) Izahay, tao amin'ny Mosque, dia nisy Lehilahy iray niditra nitaingina rameva ary nifatorany ilay rameva izay noentiny. Avy eo nanontany ireo Soahaba Izy…
”
#65061HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abdi bin Hatim (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Nianjeran'ny fahatezerana ny Jiosy, ary very làlana ny Kristianina.”
”
#65069HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abou Horairah (R.A) Niteny Izy ka nanao hoe : Niteny ilay Iraka mahafatokin' i Tompo Allah (S.A.W) tamin'ny Dadatoany ka nanao hoe : " Teneno ny hoe : Là ilàha illalloahou = izany hoe : Tena marina fa tsy misy Tompo mendrika ho tompoina afa-tsy i…