“Tsy hisy hiditra amin’ny afo izay mivavaka maraina alohan’ny fiposahan’ny masoandro na sy ny hariva mialohan'ny filentehan’ny masoandro.”
Tatitra azo avy tamin'i Abo Zohair Omarat Ibn Roaya (R.A) niteny : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Tsy hisy hiditra amin’ny afo izay mivavaka maraina alohan’ny fiposahan’ny masoandro na sy ny hariva mialohan'ny filentehan’ny masoandro.”

