HadeethEnc · 1.21.0
Tsy misy olona miarahaba ahy afa-tsy hoe haverin'I Allah amiko mba hamaliako ny fiarahabany
Available translations
Choose an available translation of this Hadeeth
01
Hadeeth text
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A) niteny i Mpaminany (S.A.W) : "Tsy misy olona miarahaba ahy afa-tsy hoe haverin'I Allah amiko mba hamaliako ny fiarahabany".
02
Explanation
Nilaza i Mpaminany (S.A.W) fa haverina aminy ny fanahiny mba hiarahabany izay rehetra miarahaba azy, na akaiky na lavitra; ny fiainan'ny barzakh sy ny ao am-pasana dia raharaha tsy hita maso, ary Allah irery ihany no mahalala ny maha-izy azy, ary Izy no mahay ny zava-drehetra.
03
Benefits
Mamporisika ny fandefasana ny vavaka sy ny fiarahabana betsaka ho an'ny Mpaminany (S.A.W).
Ny fiainan’ny Mpaminany (S.A.W) ao am-pasana no fiainana feno indrindra azon’ny olombelona iainana ao amin’ny barzakh, satria tsy misy mahalala ny fahamarinany afa-tsy Allah ilay Tsitoha.
Ny hadith dia tsy porofo ho an'ireo milaza fa ny fiainan'ny irak'Allah (S.A.W) dia fiainana tahaky ny iainantsika, mba tsy ataon'ireo mpanompo sampy ho porofo hitadiavana famonjena aminy, Fa kosa, fiainana barzakh izany.

Attribution
[Notantarain'i Abo Daòd sy Ahmad]
Categories
Share
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares