Ny SIAKY dia fanadiovana ny vava, ary fampifaliana an'ny Tompo Allah
Tatitra azo avy amin'i Aicha (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) ka nanao hoe: " Ny SIAKY dia fanadiovana ny vava, ary fampifaliana an'ny Tompo Allah ".
Search and read verified Prophetic hadeeth translations, explanations, benefits, categories and source attribution. Page 13.
Smart instant results tolerate minor spelling mistakes, with every filter in one place.
Tatitra azo avy amin'i Aicha (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) ka nanao hoe: " Ny SIAKY dia fanadiovana ny vava, ary fampifaliana an'ny Tompo Allah ".
Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), fa niteny i Mpaminany (S.A.W) ka nanao hoe : "Ny vavaka dimy isan'andro, ny vavaka zoma hatramin'ny zoma manaraka, ary ny ramadany hatramin'ny ramadany manaraka, dia famafana ny eo anelanelan'izy ireo raha miala amin'ny fahotana…
Tatitra azo avy tamin'i Abdollahi Ibn Masondi (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Tompo o ! mangataka Aminao ny Tenako ny fahitsina sy ny fatahorana ary ny tsy fahadiovam-pitondran_tena sy ny harena ihany koa."
Tatitra azo avy tamin'i O'qbata bin À'mir Al-Johanì (R.A) : Hoy aho : Ry irak'Allah ô, inona no famonjena? Dia hoy izy : “Tandremo ny lelanao, ary halalao ho anao ny tranonao, ary mitomaniza amin'ny fahotanao.”
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A) niteny : Hoy ny irak’Allah : “Niteny Allah ilay Tsitoha : Izaho dia ao an-tsain’ny mpanompoko, ary Izaho momba azy rehefa mahatsiaro Ahy izy, ka raha mahatsiaro Ahy ao an-tsainy izy, dia tsaroako fa ao amiko, ary raha manonona A…
Tatitra avy tamin'i Shorayh bin Hani' niteny hoe : Nanontany an'i Aisha (R.A) aho, dia hoy aho : Inona no zavatra nanombohan'ny Mpaminany (S.A.W) rehefa niditra tao an-tranony izy? Dia namaly izy hoe : Amin'ny siwak (fiborosina nify).
Tatitra azo avy tamin'i Abdollahi Ibn Amr (R.A), fa tena marina i Mpaminany (S.A.W) niteny ka nanao hoe : “Ampahafantaro ny olona ny avy aty amiko na dia andininy iray monja aza, ary tantarao ny momba ireo Zanak’Isiraely fa tsy misy tsiny ny amin'izany, ary na iza na iz…
Tatitra azo avy tamin'i Abou horaira (R.A) niteny : Nisy tambanivohitra iray tonga teo amin'ny Mpaminany (S.A.W) ary niteny hoe : Atoroy ahy ny asa iray, raha manao izany aho dia hiditra any amin'ny Paradisa. Namaly ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Manompo an'i Allah a…
Tatitra azo avy amin'i Twlah bin Obaidillah (R.A), niteny izy : Nisy lehilahy iray tonga teo amin'ilay Irak'i Allah (S.A.W) avy amin'ny vahoakan'i Najdi ary mikorontam-bolo, avo feo ary tsy fantatra tsara izay lazainy ka nanantona teo akaikin'ny irak'Allah (S.A.W) nanon…
Tatitra azo avy tamin'i Abi Said Al-Khodri (R.A) sy i Abo Horaira (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Tsy misy harerahana, na aretina, na adisaina, na halahelo, na haratsiana, na fahoriana mafy mahazo ny mpino silamo, eny na dia ny tsindrona tsilo mahazo azy…
Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), fa niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Saron’ny fahafinaretana ny helo, ary saron’ny fahasahiranana ny Paradisa.”
Tatitra azo avy tamin'i Aicha Renin'ny mpino (R.A) niteny : Nolazaiko tamin'ny Mpaminany (S.A.W) ny hoe : Ampy ho anao ny avy amin'i Safiyya izao sy izao, hoy ny fitantarana hafa hoe : Izy dia fohy - Dia niteny i Mpaminany (S.A.W) : "Efa nilaza teny iray ianao, raha afa…
Follow any language without creating an account.