Nanontany an'i Aisha (R.A) aho, dia hoy aho : Inona no zavatra nanombohan'ny Mpaminany (S.A.W) rehefa niditra tao an-tranony izy? Dia namaly izy hoe : Amin'ny siwak (fiborosina nify)
Choose an available translation of this Hadeeth
Hadeeth text
Tatitra avy tamin'i Shorayh bin Hani' niteny hoe : Nanontany an'i Aisha (R.A) aho, dia hoy aho : Inona no zavatra nanombohan'ny Mpaminany (S.A.W) rehefa niditra tao an-tranony izy? Dia namaly izy hoe : Amin'ny siwak (fiborosina nify).
Explanation
Benefits
Fanazavana momba ny fahazotoan'ny mpanara-dian'ny Mpaminany (S.A.W) manontany momba ny toe-piainan'ny Mpaminany sy ny Sonnah-ny mba hanarahany azy.
Ny fakana fahalalana avy amin’ny tompony sy ireo izay mahafantatra azy tsara indrindra, tahaka an’i Aisha, no nanontaniana momba ny toe-piainan’ny Mpaminany (S.A.W), rehefa miditra ny trano izy.
Fahatsaran'ny fiainan'ny Mpaminany (S.A.W) miaraka amin'ny fianakaviany, toy ny nanadiovany ny vavany rehefa niditra.
Attribution
Categories
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

