”
#2932HadeethEnc[Marina ho an'ny hafa]
Tatitra azo avy tamin'i Abbas bin Abdol-Mottalib (R.A) niteny izy : Hoy aho : Ry irak'Allah ô! Ampianaro zavatra iray aho izay hangatahako amin'I Allah. Hoy izy : “Angataho amin’I Allah ny fahasalamana”. Nijanona andro vitsivitsy aho dia avy eo niverina ka niteny hoe :…
”
#3056HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Ibn Abbas (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Allah ô! Tsy milavolefona aho afa-tsy Aminao, sy Ianao ihany no inoako, Ianao ihany no itokiako, Ianao ihany no iverenako (ibebahako) ary noho Ianao ihany no iadiako. Allah ô! mitady fiarov…
”
#3142HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Anas (R.A), Niteny manao hoe : Ny irak'Allah dia matetika no niteny hoe : "Ry mpamadika fo, ataovy mafy orina amin'ny finoanao ny foko.", dia hoy aho hoe : O ry irak'Allah! Mino an'I Allah izahay sy izay noentinao ka matahotra ny aminay ve ianao?…
”
#3596HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abdollahi Ibn Masondi (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Tompo o ! mangataka Aminao ny Tenako ny fahitsina sy ny fatahorana ary ny tsy fahadiovam-pitondran_tena sy ny harena ihany koa."
”
#5482HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Allah ô, atsarao ho ahy ny finoako, izay fiarovana ny raharahako, ary atsarao ho ahy ny fiainako eto an-tany, izay misy ny fivelomako, ary atsarao ho ahy ny ankoatra misy ny fieverenako,…
”
#5483HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abo Mossa (R.A) fa i Mpaminany (S.A.W) dia nangataka ity Doan ity : “Ry Tompoko, mamelà ny heloko, ny tsy fahalalako, ary ny fihoaram-pefy amin’ny raharahako rehetra, ary ianao no mahafantatra tsara noho izaho. Allah ô, mamelà ny heloko, izay fan…
”
#5485HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Ibn Omar (R.A) niteny manao hoe : I Mpaminany (S.A.W) dia tsy mbola namela ireto Doan ireto isaky ny hariva sy ny maraina : "Allah ô, mangataka aminao aho mba hahita soa eto an-tany sy ny any ankoatra, Allah ô! Mangataka famelan-keloka sy fiadana…
”
#5487HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Aicha (R.A) renin'ireo mpino silamo, nampianatra azy ity Doan ity i Mpaminany (S.A.W) : "Allah ô! Mangataka Aminao aho ny amin’ny soa rehetra: ny ankehitriny sy ny ho avy, izay fantatro ny momba azy na tsy fantatro, ary mangataka fiarovana Aminao…
”
#5488HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abdollahi Bin Omar (R.A) niteny : Isan'ireo Doan nataon'ny Mpaminany (S.A.W) ny hoe : "Allah ô! Mitady fiarovana Aminao aho amin'ny fanjavonan'ny fahasoavanao, ny fiovan'ny fahasalamana avy Aminao, ny fahatampohan'ny valifatinao, ary ny fahatezer…
”
#5489HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abdollahi Ibn Amrio Ibn Al-Assi (R.A) niteny fa i Mpaminany (S.A.W) dia mangataka Doan amin'ireto teny ireto : "Allah ô! Mitady fiarovana Aminao aho mba tsy ho dobon-trosa, sy resin’ny fahavalo, ary ny fifalian’ny fahavalo".
”
#5502HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Annas (R.A), Niteny manao hoe : Ny Douan matetika nataon’ny Mpaminany (S.A.W) dia ny hoe : “Rabbana Àtina fì donia hassanatan wafil-àkhiraty hasanatan wakina azaban nary - izay midika hoe : Tomponay ô, omeo anay ny hatsarana eto an-tany sy ny soa…
”
#5915HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Ali (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Lazao hoe : ‘Allah ô, tariho aho ary arovy aho, ary tsarovy amin'ny fitarihanao ny làlana, ary ny famaliana dia famalian’ny zana-tsipìka".