“Hoy Allah : Manomeza, ry zanak’i Adama, dia hanome ho anao koa Aho”
Choose an available translation of this Hadeeth
Hadeeth text
Tatitra azo avy tamin'i Abou Houraira (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Hoy Allah : Manomeza, ry zanak’i Adama, dia hanome ho anao koa Aho”.
Explanation
Benefits
Ny fandaniam-bola amin’ny asa soa sy fiantrana dia iray amin’ireo antony lehibe indrindra hahazoan'ny olona fahasoavana amin'ny anjarampivelomany ary hampitomboana izany, no sady mbola honeran’Allah amin'ny mpanompony izay laniny.
Io hadith io dia notantarain'ny Mpaminany (S.A.W) avy amin'ny Tompony, ka antsoina hoe Hadith AL-QUOUDSI (MASINA) na koa avy amin'Allah, satria avy amin'Allah ny teny sy ny heviny, saingy tsy manana lanja sy toerana mitovy amin'ny CORAN izay manavaka azy amin'ny zavatra hafa rehetra, toy ny fanompoam-pivavahana amin'ny alàlan'ny famakiana azy, ny fanadiovana, ny fanamby, ny fahagagana, sy ny sisa.
Attribution
Categories
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

