Tsy misy fanomezana natao na navoaka amin'ny hafa ka lasa nampihena ny harena, ary tsy mampitombo ny voninahitry ny Mpanompo iray ny Tompo Allah afa-tsy amin'ny famelana misy teo Aminy, ary tsy misy Olona manetry tena eo anatrehan'i Tompo Allah afa-tsy hoe vonona hanandratra Azy avo i Tompo Allah
Choose an available translation of this Hadeeth
Hadeeth text
Tatitra azo avy tamin'i Abou Houraira (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : " Tsy misy fanomezana natao na navoaka amin'ny hafa ka lasa nampihena ny harena, ary tsy mampitombo ny voninahitry ny Mpanompo iray ny Tompo Allah afa-tsy amin'ny famelana misy teo Aminy, ary tsy misy Olona manetry tena eo anatrehan'i Tompo Allah afa-tsy hoe vonona hanandratra Azy avo i Tompo Allah ."
Explanation
Ny famelan-keloka, miaraka amin'ny fahafahana mamaly faty na mitazona azy ho tompon'andraikitra, dia anisany mampitombo ny hery sy fahamendrehana fotsiny.
Tsy misy Olona manetry tena ka manolotra ny Tenany ho an’i Tompo Allah fa tsy noho ny tahotra olona, na noho ny fangorahana Azy, na noho ny fitadiavana fahasoavana avy Aminy, afa-tsy hoe ny fisandratana sy ny haja no valisoa hazony.
Benefits
Attribution
Categories
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

