Tsy azo atao ny mandao (mirafy) ny rahalahiny mihoatra ny telo alina, rehefa mifankahita izy ireo, ary mandà izy roa lahy, mifanome lamosina ary ny tsara indrindra amin'izy ireo dia izay manomboka miarahaba manao ny Salamo
Choose an available translation of this Hadeeth
Hadeeth text
Tatitra azo avy tamin'i Abi Ayob al-ansàrý (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao : " Tsy azo atao ny mandao (mirafy) ny rahalahiny mihoatra ny telo alina, rehefa mifankahita izy ireo, ary mandà izy roa lahy, mifanome lamosina ary ny tsara indrindra amin'izy ireo dia izay manomboka miarahaba manao ny Salamo."
Explanation
Ny tena tsara indrindra amin'ireo mpifanolana roa dia izay miezaka mandrava ny ady, ny atao hoe : Fisitahana eto dia ny Fanalavirana izay ataony vatana, fa ny fanalavirana manoloana an'i zo ny Tompo Allah ilay avo Tsitoha, dia alavirana toy ny fanalavirana an'ireo mpanota no sady tsy mpankatoa an'i Tompo Allah sy ireny mpamorona ny zava-baovao amin'ny Finoana sy ireo mpanao Ratsy maro samy hafa, nefa izy ireo manao ho namana, tsy ferana amin'ny fotoana iray ihany anefa izany fa miankina amin'ny fahalianana amin'ny fanalavirana, ary manjavona miala rehefa tafiala.
Benefits
Ny hasin’ny fiarabana, dia ny manala izay ao anatin’ny Fo sy Fanahy, ary izany no mariky ny fitiavana.
Ny Finoana Islam dia tia firahalahiana sy fisakaizana eo amin'ny vahoaka Mpanara-dia azy.
Attribution
Categories
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

