IREO FOMBA AHAZOANA NY FIAINANA SAMBATRA السعادة ملغاشي

FileAction
mg_IREO_FOMBA_AHAZOANA_NY_FIAINANA_SAMBATRA.pdfالسعادة ملغاشيDownload

Ity boky ity dia miresaka mikasika ireo fomba sy làlana izay mitondra amin’ny fifaliana sy ny fahasambarana ary ny filaminan’ny fo, ho an’izay nandray sy nampihatra izany tamin’ny fiainany; ka manala aminy ireo alahelo sy fahasahiranan-tsaina ary tebiteby izany.