”
#3438HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo azo tamin'i Al-Baraa'i (R.A) : Niteny ny Mpaminany (S.A.W) momba ireo Ansar : “Tsy azo lazaina afa-tsy mpino ny mitia azy ireo, ary tsy azo lazaina afa-tsy mpihatsaravelatsihy ny mankahalana azy ireo, izay tia azy ireo dia ho tia azy Allah ary izay mankahala…
”
#3480HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abdollahi bin Masondi (R.A), niteny ny Irak'Allah (S.A.W) manao hoe : “Tsy misy Mpaminany izay nirahin’I Allah ho amin’ny vahoaka iray teo alohako, afa-tsy hoe manana mpanara-dia amin'ny vahoakany izy, izay namana mandray tsara ny fomba amam-pana…
”
#3700HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Twlah bin Obaidillah (R.A), niteny izy : Nisy lehilahy iray tonga teo amin'ilay Irak'i Allah (S.A.W) avy amin'ny vahoakan'i Najdi ary mikorontam-bolo, avo feo ary tsy fantatra tsara izay lazainy ka nanantona teo akaikin'ny irak'Allah (S.A.W) nanon…
”
#4211HadeethEnc[Mari-pototra]
Niteny Ibn Omar (RA), niteny ny Irak'Allah (S.A.W) manao hoe : "Nodidiana aho hiady amin'ny olona mandra-pijoroan'izy ireo ho vavolombelona fa tsy misy tompo afa-tsy Allah, ary i Mohammad dia irak'Allah, ary manangana ny soalat sy mandoa zakat, raha manao izany izy ireo…
”
#4303HadeethEnc[Marina amin'ny fomba nitaterana rehetra]
Tatitra azo avy tamin'i Moaz Ibn Jabal niteny manao heo : Izaho niaraka tamin'ny Mpaminany (S.A.W) tamin'ny voyage, ka tafanantona azy aho indray andro rehefa teo am-pandehanana, ka hoy aho : ry Irakin’I Allah lazao amiko asa izay mampiditra ahy ao anaty Paradisa sy man…
”
#4792HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Aicha (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Izay nitondra zava-baovao ato amin’ity raharahantsika ity, izay tsy ao anatiny dia ho lavina izany.” Nifanarahana. Araka ny voalazan'ny Mouslim : "Izay manao asa fanompoana tsy araka ny didinay…
”
#4815HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Miqdad bin A'mro Al-kindì (R.A) niteny : Hoy izy tamin’ny irak’Allah : “Ahoana ny hevitrao raha sendra mifanena amin'ny lehilahy iray tsy mpino aho ka miady izahay, ka namely ny tanako iray amin’ny sabatra izy ka tapaka, dia nandositra niafina tao…
”
#4969HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Nomani Ibn Bashir (R.A) : Niteny ny Irak'Allah (S.A.W) manao hoe : "Ny ohatra eo amin'ny mpino amin'ny fifankatiavan'izy ireo sy ny fifamindram-pony ary ny fifangorahany dia toy ny vatana iray, raha mitaraina ny singany amin'izany dia ny vatana ir…
”
#5380HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo tamin'i Abdollahi Ibn Masondi (R.A) niteny : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Tsy anisany miaraka amintsika izay mamely takolaka sy mandrovitra paosy ary miantsontso toy ny tamin'ny andron'ny tsy fahalalana”.
”
#5981HadeethEnc[Tsara]
Tatitra azo avy tamin'i Houssain (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) : “Tsy anisany miaraka aminay iza manao sikidy, na nampanao sikidy ho azy, na izay nanombantombana tamin'ny fizahana na nanao izany ho azy, izay nanao ody na nampanao izany ho azy, ary izay nanao fatotr…
”
#5986HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'ireo vadin'ny Mpaminany (S.A.W) sasany, niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Izay mankany amin’ny mpisikidy ka manontany azy ny amin’ny zavatra iray, dia tsy ho voaray ny vavaka Swalat izay nataony mandritra ny efapolo alina”.
”
#5989HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Ibn Abbas (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Izay naka fahalalana tamin'ny kintana dia efa mahazo ampahany tamin'ny ody, ka raha hampitomboiny izany dia mitombo ny filalaovany ny ody."