“Izay miompy alika, afa-tsy alika mpiambina na mpihaza, dia hesorina amin’ny asany isan’andro ny bolongan'ny asa soa roa.”
Niteny Ibn Omar (RA), niteny ny Irak'Allah (SAW) manao hoe : “Izay miompy alika, afa-tsy alika mpiambina na mpihaza, dia hesorina amin’ny asany isan’andro ny bolongan'ny asa soa roa.” Hoy i Salim : Ary niteny i Abo Horaïra manao hoe : “Na Alika manampy amin'ny fambolena…

