“Ny tsara indrindra aminareo dia taonjatoko, avy eo ireo manaraka azy, avy eo ireo manaraka azy.”
Choose an available translation of this Hadeeth
Hadeeth text
Tatitra azo avy tamin'i Imran Ibn Hoswain (R.A) niteny : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Ny tsara indrindra aminareo dia taonjatoko, avy eo ireo manaraka azy, avy eo ireo manaraka azy.” Hoy i Imran : Tsy fantatro na niteny i Mpaminany (S.A.W) hoe afaka roa na telo taonjato. Hoy i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Ary ao aorianareo dia hisy olona hamadika ka tsy hatokisana, izay ho vavolombelona hanambara nefa tsy nangatahina fijorona vavolombelona, izay hampitandrina nefa tsy hatokisana hihena, ary hisy tavy hiseho ao aminy.
Explanation
Benefits
Hoy I Ibn Hajar : Ity hadith ity dia milaza fa ny mpanara_dia dia tsara kokoa noho ny mpandimby azy ireo, ary ny mpandimby dia tsara kokoa noho ny mpandimbin'ny mpandimby, kanefa moa ve izany fahatsarana izany mifandray amin'ny vondron'olona sa ny tsirairay? Ny lohahevitry ny fikarohana, ary ny faharoa ho an'ny besinimaro.
Manondro ny ilàna ny fanarahana ny làlan’ireo taonjato telo voalohany; Na iza na iza akaiky ny fotoanan'ny faminaniana dia mendrika kokoa ny hasina sy ny fahalalana ary ny fanarahana ny soridalan'ny Mpaminany (S.A.W).
Voady : Nodidin’ny olona ny tenany tsy maintsy mankatò izay tsy nasain’ny Mpanome lalàna hataony amin’ny teny rehetra milaza izany.
Fanamelohana ny famadihana, ny tsy fanatanterahana voady, ary ny firaiketam-po amin'izao tontolo izao.
Fanamelohana ny fijoroana vavolombelona tsy nangatahina raha fantatry ny olona manan-jo izany, fa raha tsy fantany kosa, dia tafiditra ao anatin’ny fitenenan'ny Mpaminany (S.A.W) hoe : “Tsy hambarako aminareo va ny tsara indrindra amin’ireo maritiora izay mitondra ny fijoroany vavolombelona alohan'ny angatahana azy?" Notantarain'ny Moslim.
Attribution
Categories
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

