“Ny tsara indrindra aminareo dia taonjatoko, avy eo ireo manaraka azy, avy eo ireo manaraka azy.”
Tatitra azo avy tamin'i Imran Ibn Hoswain (R.A) niteny : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Ny tsara indrindra aminareo dia taonjatoko, avy eo ireo manaraka azy, avy eo ireo manaraka azy.” Hoy i Imran : Tsy fantatro na niteny i Mpaminany (S.A.W) hoe afaka roa na te…

