O rankizy ! Ireto misy teny maromaro hampianariko Anao: Arovy ireo didin'i Tompo Allah dia hiaro Anao Izy; arovy ireo didin'i Tompo Allah dia ho tojonao manatrika Anao Izy; raha hangataka zavatra Ianao dia mangataha amin'i Tompo Allah
Tatitra azo avy tamin'i Abo al-Abbas, Abdollah ibn Abbasy (R.A) no nilaza hoe : Indray andro aho dia tao ambadiky ny irakan'i Tompo Allah, dia hoy Izy hoe : O rankizy ! Ireto misy teny maromaro hampianariko Anao: Arovy ireo didin'i Tompo Allah dia hiaro Anao Izy; arovy…

