Ny finoana dia fananarana
Tatitra azo avy tamin'i Abo Rokayyah, Tamiimi ibn Aosy Ad-daari (R.A), fa niteny i Mpaminany (S.W.A) manao hoe : "Ny finoana dia fananarana". Dia nanontany izahay hoe : Ho an'iza? Namaly izy hoe : Ho an'i Allah sy ny bokiny, ny Irany, ireo mpitarika ary ho an'ny vahoaka…

