”
#3390HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i IBN ABBAS (R.A), niteny ka nanao hoe : Niteny i Mpaminany (S.A.W) rehefa nandefa an'i Moaz Ibn JABAL tany Yamen manao hoe : "ianao dia ho tonga eo anatrehan'ireo vahoaka olon'ny boky, ka rehefa tonga eo amin'izy ireo ianao dia antsoy mba hijoro va…
”
#3700HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Twlah bin Obaidillah (R.A), niteny izy : Nisy lehilahy iray tonga teo amin'ilay Irak'i Allah (S.A.W) avy amin'ny vahoakan'i Najdi ary mikorontam-bolo, avo feo ary tsy fantatra tsara izay lazainy ka nanantona teo akaikin'ny irak'Allah (S.A.W) nanon…
”
#4211HadeethEnc[Mari-pototra]
Niteny Ibn Omar (RA), niteny ny Irak'Allah (S.A.W) manao hoe : "Nodidiana aho hiady amin'ny olona mandra-pijoroan'izy ireo ho vavolombelona fa tsy misy tompo afa-tsy Allah, ary i Mohammad dia irak'Allah, ary manangana ny soalat sy mandoa zakat, raha manao izany izy ireo…
”
#4303HadeethEnc[Marina amin'ny fomba nitaterana rehetra]
Tatitra azo avy tamin'i Moaz Ibn Jabal niteny manao heo : Izaho niaraka tamin'ny Mpaminany (S.A.W) tamin'ny voyage, ka tafanantona azy aho indray andro rehefa teo am-pandehanana, ka hoy aho : ry Irakin’I Allah lazao amiko asa izay mampiditra ahy ao anaty Paradisa sy man…
”
#4815HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Miqdad bin A'mro Al-kindì (R.A) niteny : Hoy izy tamin’ny irak’Allah : “Ahoana ny hevitrao raha sendra mifanena amin'ny lehilahy iray tsy mpino aho ka miady izahay, ka namely ny tanako iray amin’ny sabatra izy ka tapaka, dia nandositra niafina tao…
”
#4969HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Nomani Ibn Bashir (R.A) : Niteny ny Irak'Allah (S.A.W) manao hoe : "Ny ohatra eo amin'ny mpino amin'ny fifankatiavan'izy ireo sy ny fifamindram-pony ary ny fifangorahany dia toy ny vatana iray, raha mitaraina ny singany amin'izany dia ny vatana ir…
”
#65000HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Abdollahi Bin Omar (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Ny finoana silamo dia miorina amin'ny zavatra dimy : ny fijoroana ho vavolombelona fa tsy misy tompo afa-tsy Allah, ary i Mohammad dia mpanompony sy irany, manangana ny swalat, ma…
”
#65002HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy tamin'i Ibn Mas'ond (R.A), Niteny Izy ka nanao hoe : Niteny lehilahy iray ka nanao hoe : Oh ry Iraka mahafatokin'i Tompo Allah, Moa va ho sazina tokoa Izahay amin'ireo zava-bitanay tamin'ny vanim-potoanan'ny habadoana ? Namaly i Mpaminany (S.A.W) ka nana…
”
#65009HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Aicha (R.A), Niteny hoe : Izaho Niteny ka nanao hoe : O ry Irak'Allah, Ibn Jad'àny tamin'ny vanim-potoanan'ny habadoana dia manohy ny rom-pihavanana, ary mampisakafo ireo mahantra, ka nahasoa azy ve izany ? dia Hoy i Mpaminany (S.A.W) Namaly Azy k…
”
#65013HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Abou Horaira (R.A), Niteny ilay Iraka mahafatokin'i Tompo Allah (S.A.W) manao hoe : “ Manatona ny iray Aminareo i Satana ka Miteny manao hoe : Iza no Nahary izao sy izao ? Iza no Namorona izao sy izao ? Mandra-pilazany hoe : Iza no Nahary ny Tompo…
”
#65015HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Anas Ibn Malik (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “ Tompo Allah dia tsy manambaka ny Mpino amin’ny asa soa, fa tsy maintsy homena Azy eto an-tany ary hovalian-tsoa amin’izany ihany koa Izy any ankoatra ”, Fa ny Olona tsy Mpino kosa, dia…
”
#65016HadeethEnc[Mari-pototra]
Tatitra azo avy amin'i Hakim Ibn Hizam (R.A), Niteny hoe : Niteny Aho hoe : O ry Iraka mahafatokin'i Allah ! itanao ireo rehetra izay nataoko tamin'ny fotoan'ny habadoana toy fanomezana na koa famotsorana andevo, fanohizana ny rohim-pihavanana, moa va hazahoako valisoa…