“Hisy olona any amin’ny faran’ny vahoakako hilaza aminareo zavatra izay tsy nohenonareo sy ny razanareo, koa tandremo tsara ianareo ny amin'izy ireo.”
Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Hisy olona any amin’ny faran’ny vahoakako hilaza aminareo zavatra izay tsy nohenonareo sy ny razanareo, koa tandremo tsara ianareo ny amin'izy ireo.”

