Nisy vehivavy iray hita faty tamin'ny ady masina sasany nataon'ny Mpaminany (S.A.W) ka nanameloka ny famonoana vehivavy sy ankizy ilay Irak'Allah (S.A.W)
Tatitra azo avy amin'i Abdollah Ibn Omar (R.A) : Nisy vehivavy iray hita faty tamin'ny ady masina sasany nataon'ny Mpaminany (S.A.W) ka nanameloka ny famonoana vehivavy sy ankizy ilay Irak'Allah (S.A.W).

