Ny maha akaiky indrindra ny Tompo amin'ny mpanompo dia amin'ny matonalina
Tatitra azo avy amin'i Abou Omama niteny izy : Nitantara tamiko i Amro bin Abasa (R.A) nandre an'ny Mpaminany (S.A.W) izy niteny manao hoe : "Ny maha akaiky indrindra ny Tompo amin'ny mpanompo dia amin'ny matonalina, koa raha afaka ny ho isan'ireo izay mahatsiaro an'I A…

