Tsy lavina ny Doan eo anelanelan'ny Azan sy ny iqamah
Choose an available translation of this Hadeeth
Hadeeth text
Tatitra azo avy tamin'i Anas Ibn Malik (R.A) niteny : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Tsy lavina ny Doan eo anelanelan'ny Azan sy ny iqamah."
Explanation
Benefits
Raha mifikitra amin’ny fitalahoana ny mpivavaka, ka mikasa ny toerana misy azy sy ny fotoany tsara, manalavitra ny tsy fankatoavana an’I Allah, miaro ny tenany amin’ny fisalasalana sy ny tsy fitokisana, ary manana finoana tsara an’I Allah: dia mendrika ny hovaliana izy, raha sitrak’Allah.
Hoy i Al-Manawi momba ny valin'ny Doan : Izany hoe, rehefa avy nanangona ny fepetra sy ny andry ary ny etikety amin'ny fitalahoana, raha tsy hita ny iray amin'izy ireo, dia tsy manan-tsiny afa-tsy ny tenany ihany izy.
Valiny ny fitalahoana : Na ho faingana ho azy ny fitalahoany, na hiala aminy ny ratsy tahaka izany, na ho voavonjy ho azy any ankoatra. Izany dia araka ny fahendren’I Allah sy ny famindram-pony.
Attribution
Categories
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

