“Tsy misy olona hokapohina mihoatra ny kapoka folo, raha tsy ao anatin’ny fetra napetrak’Allah”
Tatitra azo avy amin'i Abo Borda (R.A) niteny : Izaho dia nahare an'ilay Irak'I Allah (S.A.W) niteny manao hoe : “Tsy misy olona hokapohina mihoatra ny kapoka folo, raha tsy ao anatin’ny fetra napetrak’Allah”.

