HadeethEnc · 1.21.0
Allah dia tsy mijery ny lehilahy izay manao firaisana amin'ny lehilahy na vehivavy any aoriana
Available translations
Choose an available translation of this Hadeeth
01
Hadeeth text
Tatitra azo avy tamin'i Ibn Abbas (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Allah dia tsy mijery ny lehilahy izay manao firaisana amin'ny lehilahy na vehivavy any aoriana."
02
Explanation
Nazavain'ny Mpaminany mazava tsara ny fandrahonana henjana fa Allah dia tsy miantra ny lehilahy izay manao firaisana amin'ny lehilahy ao amin'ny lavabodiny na amin'ny vehivavy ao amin'ny lavabodiny, ary fahotana lehibe izany.
03
Benefits
Ny fanaovana firaisana ara-nofo amin'ny lehilahy hafa - izany hoe sodomia - dia fahotana lehibe.
Fahotana lehibe ny fanaovana firaisana amin’ny vehivavy ao aoriany.
(tsy jeren'I Allah) midika hoe fijery famindram_po sy fangoraham-po, fa tsy hoe : fijery ankapobeny; Satria tsy misy miafina amin’I Allah ilay Tsitoha ary tsy misy ny tsy tazany.
Anisan'ny fahavetavetana lehibe sy mampidi-doza indrindra amin'ny olombelona ireo fihetsika ireo. Satria manitsakitsaka ny maha-olombelona, tsy manana taranaka, manimba ny fiainam-panambadiana, mampisy fifandrafiana sy fankahalana, ary latsaka amin’ny toerana maloto.

Attribution
[رواه الترمذي والنسائي في الكبرى]
Categories
Share
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares