Allah sy ny Irany dia nandrara ny fivarotan-toaka sy biby maty ho azy sy kisoa ary sampy
Tatitra azo avy tamin'i Jaabir bin Abdillah (RA) fa izy dia naheno an'ilay Irak'I Allah (SAW), niteny tamin'ny taonan'ny Fath (taona nanokafana tanana Makkah) manao hoe : Allah sy ny Irany dia nandrara ny fivarotan-toaka sy biby maty ho azy sy kisoa ary sampy". Ka nisy…

