HadeethEnc · 1.21.0
Nandrara ny fihinanana ny bibidia lava vangy rehetra sy ny lava angofo rehetra amin'ny vorona
Available translations
Choose an available translation of this Hadeeth
01
Hadeeth text
Niteny ibn 'Abbaas (RA), fa ny Irak'i Allah (S.A.W) dia : Nandrara ny fihinanana ny bibidia lava vangy rehetra sy ny lava angofo rehetra amin'ny vorona.
02
Explanation
Noraran'ny Mpaminany (S.A.W) ny fihinanana ny biby mpiremby rehetra izay mihaza amin'ny alalan'ny vanginy, ary ny vorona rehetra izay manapaka sy mitazona amin'ny vavany.
03
Benefits
Ny finoana silamo dia mifikitra amin'ny zavatra madio rehetra manomboka amin'ny sakafo, zava-pisotro, sy ny hafa ankoatr'izany.
Ny fitsipika fototra momba ny sakafo dia azo ohanina. Afa-tsy izay misy porofo milaza ny maha voarara azy.
Ny fitsipika fototra momba ny sakafo dia azo ohanina. Afa-tsy izay misy porofo milaza ny maha voarara azy.
Attribution
[Notantaraiin'i Moslim]
Categories
Share
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

