“Raha nisotro amin’ny vilian'iray aminareo ny alika, dia aoka ho sasany im-pito izany.”
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A), fa niteny ny Mpaminany (saw) nilaza manao hoe : “Raha nisotro amin’ny vilian'iray aminareo ny alika, dia aoka ho sasany im-pito izany.” Ny voalazan'ny Moslim : "Ny voalohany amin'izany dia amin'ny tany."

