Ny tànana dia hotapahina amin'ny ampahefatry ny dinar no mihoatra
Tatitra azo avy amin'i Aicha (R.A) renin'ny mpino rehetra niteny : niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Ny tànana dia hotapahina amin'ny ampahefatry ny dinar no mihoatra."
Read hadeeth
7Views
0Cards
0Shares

