“Izay manaisotra ny zon’ny silamo amin’ny fianianana, dia efa nodidin’I Allah ho azy ny helo, ary norarany amin'ny Paradisa, dia hoy ny lehilahy iray taminy : Na dia zavatra kely aza izany ry irak’Allah? Hoy izy namaly : “Ary na dia ampahany kely aza.”
Tatitra azo avy tamin'i Abo Omama Iyas Ibn Thaalaba Al-Harithio(R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Izay manaisotra ny zon’ny silamo amin’ny fianianana, dia efa nodidin’I Allah ho azy ny helo, ary norarany amin'ny Paradisa, dia hoy ny lehilahy iray taminy : Na…

