HadeethEnc · 1.21.0
Mianiana amin'I Allah aho fa tsy mpino izy, Mianiana amin'I Allah aho fa tsy mpino izy, Mianiana amin'I Allah aho fa tsy mpino izy." Nisy niteny hoe : Iza izany irak'I Allah? Dia namaly izy hoe : “Izay tsy namela hilamina tsara ny mpiray vodirindrina aminy”
Available translations
Choose an available translation of this Hadeeth
01
Hadeeth text
Tatitra azo avy tamin'i Abo Choraih (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Mianiana amin'I Allah aho fa tsy mpino izy, Mianiana amin'I Allah aho fa tsy mpino izy, Mianiana amin'I Allah aho fa tsy mpino izy." Nisy niteny hoe : Iza izany irak'I Allah? Dia namaly izy hoe : “Izay tsy namela hilamina tsara ny mpiray vodirindrina aminy”.
02
Explanation
Nianiana sy nanamafy ny fianianana intelo ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : Mianiana amin'IvAllah aho fa tsy mpino izy, Mianiana amin'I Allah aho fa tsy mpino izy, Mianiana amin'I Allah aho fa tsy mpino izy, ka nanontany azy ireo mpanaradiany : Iza no tsy ho mpino ry irak'Allah? Dia namaly izy hoe : Izay tsy mampitony ny mpiray vodirindrina aminy amin'ny fanaovany fitaka sy ny tsy rariny ary ny faharatsiana.
03
Benefits
Fanesorana ny finoana eo amin’ny olona iray izay tsy niaro amin’ny tsy rariny sy ny faharatsiana ny namany mpiray vodirindrina aminy dia midika fa fahotana lehibe izany, ary izay manao izany dia tsy ampy finoana.
Famporisihana mafy mba hanao soa amin’ny mpiara-belona ary tsy hanisy ratsy azy amin’ny teny na amin’ny asa.
Famporisihana mafy mba hanao soa amin’ny mpiara-belona ary tsy hanisy ratsy azy amin’ny teny na amin’ny asa.
Attribution
[Notantarain’i Bokhari]
Categories
Share
Share hadeeth
Sharing options · 0 Total shares

